13/04/2026
Mafy rangaha le equipe nay ILAFY an
IRFC CHAMPION
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ilafy Rova FC, Sport & recreation, Ankadikely, Antananarivo.
13/04/2026
Mafy rangaha le equipe nay ILAFY an
IRFC CHAMPION
07/04/2026
Tonga ny fotoana
Andao hifanohana hahatratrarana ny tanjona 😍
IRFC Forever
04/04/2026
Seho antsary IRFC 2025
Raha misy ny manana sary any amintsika rehetra any alefaso eo @ commentaire mba ho tsiahy sy tadidy e
02/04/2026
⚽🔥 TONGASOA ETO AMIN’NY PEJY OFISIALIN’NY ILAFY ROVA FOOTBALL CLUB 🔥⚽
Efa an-taona maro no nitazaina TANORA 💪
Ankehitriny kosa dia dingana vaovao indray no atomboka : fanokafana amin’ny fomba ofisialy ity pejy ity !
Ekipa iray, fitiavana iray, fianakaviana iray ❤️
Eto amin’ity pejy ity no ahitana ireo :
⚡ lalao sy ny vokatra azo
⚡ fanazaran-tena
⚡ hetsika sy ny zava-mitranga rehetra
⚡ fiainan’ny ekipa eny an-kianja sy ivelany
Misaotra indrindra anareo rehetra nanohana hatramin’izay, ary tongasoa ho an’ireo vao miditra 🙏
Mitohy ny tantara… 🚀
#2026