14/03/2026
π΄ KOLOINA RAZAFINDRANAIVO DIT RAKOOL
π Namoy ny Rainy niteraka azy
Nodimandry ny Dadan'i Rakool na i Koloina Razafindranaivo, araka ranty izay navoakany io Maraina io.
I Rakool izay mpilalao baolina Malagasy , Ekipam-pirenena Malagasy isany nametraka tantara ho an'ny Baolina Kitra Malagasy.
Izahay eto amin'ny Pejy Manews.mg dia mankahery azy sy ny fianaviany.
MaNews.mg
19/02/2026