Tafita ATL

Tafita ATL 💪💪HANDRESY💪💪
💪💪HAHOMBY💪💪
💪💪MATOKY💪💪
💪💪EZAKA💪💪

🔥 SAHIA MISEHO 🔥
"

16/09/2026

NOSY MIFANANKAIKY NEFA ANDRO SAMY HAFA
ANDAO FATARINA NY ANTONY

15/09/2026

TOERANA TSY AZO ALEHA..

14/09/2026

FIRENENA 10 MAHANITRA ERAN-TANY

🔥 FATATRAO VE ANDRIAMANITRA TOMPOINAO IO? 🤔Sa fantatrao fotsiny ny anarany… nefa mbola tsy tena fantatrao Izy?🙏 Andriama...
12/09/2026

🔥 FATATRAO VE ANDRIAMANITRA TOMPOINAO IO? 🤔

Sa fantatrao fotsiny ny anarany… nefa mbola tsy tena fantatrao Izy?

🙏 Andriamanitra tsy tokony ho fantatra amin’ny teny ihany, fa amin’ny fiainana koa.

👉 MILA MAHALALA AZY VE ISIKA?

11/09/2026

MANDALO NY FIAINANA
HENOY KELY IRETO HAFATRA IFETO🙃

10/09/2026

NA IREO MPANAO SIANSA LASA NISALASALA 💪

Fa ahoana marina e

09/09/2026

MILA MANDINIKA BE VAO MANDRAY FANAMPAHAN-KEVITRA 💪💪

🔥 MISY ZAVATRA SASANY TSY TOKONY HANAOVANA FANESOANA NA FANARATSINA MIHITSY!Samy hafa isika olombelona. Samy manana ny f...
08/09/2026

🔥 MISY ZAVATRA SASANY TSY TOKONY HANAOVANA FANESOANA NA FANARATSINA MIHITSY!

Samy hafa isika olombelona. Samy manana ny fiaviany, ny kolontsainy, ny safidiny ary indrindra ny finoany.

❌ Tsy midika hoe diso ny olona iray satria tsy mitovy finoana aminao.
❌ Tsy midika hoe ambany izy satria tsy mitovy fomba fivavahana aminao.
❌ Ary tsy manome zo anao hanaratsy azy ny hoe mino zavatra hafa ianao.

Mety ho Katolika, Protestanta, Silamo, na manana finoana hafa izy… SAINGY MBOLA OLOMBELONA MENDRIKA HOHAJAINA HATRANY!

⚠️ Tsy voatery hitovy hevitra isika vao hifankatia. Tsy voatery hitovy finoana isika vao hifampanaja.

Ny olona hendry tsy mandany fotoana manaratsy ny finoan'ny hafa, fa mahay manaja ny tsy fitoviana.

🕊️ NY FANAMAVOANA NY HAFA TSY MANANDRATRA NY TENANAO.
FA NY FANAJANA NY HAFA NO MAMPISEHO NY HALEHIBEN'NY TOE-TSAINAO.

💬 Aoka samy hanana fahalalahana hino izay inoany, raha mbola tsy manimba ny hafa.

👉 TSY FITOVIANA NO MISY, FA TSY VOATERY HO FAHAVALO!

Inona ny hevitrao momba izany? 👇🔥

08/09/2026

HAFATRA AZO ALAINA @ ITY ATAON'ITY BIBY ITY🥺🥺😭💥

06/09/2026

MANAO SOA VALINA RATSY 😭🥺🥺

AO ANATY VIDEO NY AFATRA

ABONNEO PEJINTSIKA

Address

ANTSIRABE
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tafita ATL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share