21/03/2026
Faly miarahaba an’i Bono 🙌 sy Rado 🦁 (Disciples FC), ary i Toldo 🛡️ (Elgeco Plus), voantso handrafitra ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar! 🔥
Voafidin’ny mpanazatra Corentin Martins 👏 izy telo lahy hiatrika ny lalao fitsapana roa atao any Turquie 🇹🇷, ary izy ireo ihany koa no solontenan’ny PFL 💪⚽
-------------------------------------------------------------
Félicitations à Bono 🙌 et Rado 🦁 (Disciples FC), ainsi qu’à Toldo 🛡️ (Elgeco Plus), appelés à rejoindre l’équipe nationale Barea de Madagascar ! 🔥
Sélectionnés par le sélectionneur Corentin Martins 👏 pour les deux matchs amicaux en Turquie 🇹🇷, ils représentent également la PFL dans ce regroupement 💪⚽
🇲🇬
18/03/2026
🚨𝐅𝐞𝐧𝐞̂𝐭𝐫𝐞 𝐅𝐈𝐅𝐀 - 𝐌𝐚𝐫𝐬 𝟐𝟎𝟐𝟔 - 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱🚨
📍Découvrez la liste des BAREA de Madagascar
📝Page FMF
18/03/2026
⚽ Noesorina tamin'i ny anaram-boninahitra maha tompon-dakan'i azy ary nomena izany.
🛑 Noho ny fitoriana napetrak’i Maroc, nambara fa resy tamin’ny alalan’ny "forfait" (3-0) ny Sénégal na dia nandresy 1-0 tany an-kianja aza, ka i Maroc indray izany izao no voahosotra ho tompon-daka ofisialy.
⚽ Noraisin'ny CAF ho nandika ny andininy faha-82 sy faha-84 amin’ny fitsipika ny ekipam-pirenena sénégalais ny fihetsika nataon'ireo mpilalao ireo, indrindra ny fialan’izy ireo tany ambony kianja nandritra ny lalao, ho fanoherana ilay "penalty" azon'i Maroc no voalaza fa anton'izao.
⚽ Na dia niverina nilalao aza izy ireo dia heverin'ny CAF ho fandikan-dalàna goavana izany.
10/03/2026
⚽ Lalao eo amin'ny KIANJA NY VÉLODROME.
🏆 9ème Journée – Pure Play Football Ligue ✅
⚔️DISCIPLES FC 🆚 COSPN⚔️
📅 Samedi 14 Mars 2026
📍 Stade Vélodrome
🕑 Coup d’envoi : 14H00
🎟 Prix d’entrée : 2 000 Ar
🔥
❤️💙
08/03/2026
⚽ THINO laharana faha 7 no nahafaty ny baolina ho an'ny Disciples FC tamin'ny lalao miverina nanoloana ny CFFA Andoharanofotsy .
⚽ Mitarika vonjimaika hatrany araka izany ny Disciples FC ra ny aty amin'ny Conférence Sud no resahina manana isa 22 .
⚽ COSPN indray no ho raisin'ny FC eo amin'ny Kianja ny Vélodrome ny Sabotsy 14 Mars oavy izao raha ny teti-andro ny Pure Play Football Ligue .
07/03/2026
🏐 𝗣𝗔𝗦??𝗜𝗢𝗡 #𝗣𝗘𝗧𝗔𝗡𝗤𝗨𝗘 𝗙𝗥𝗔𝗡𝗖𝗔𝗜𝗦𝗘
🏐 Nibata fandresena voalohany ny ekipa misy an'i Tonnerre RAZANADRAKOTO, Lova RAKOTOARISOA Ary Yves RAKOTOARISOA izay misolo-tena an'i Madagasikara amin'ny "Grande finale Passion Françaises" tanterahina any Douai France amin'izao fotoana izao.
🏐 Isa 13_noho_5 no nandresen-dry Tonnerre ny ekipan'i Santucci avy ao Frantsa teo amin'ny lalao voalohany.
©️PPF
04/03/2026
⚽ BAOLINA KITRA
⚽ Nametraka famerana ny fandaniam-potoana hoan'ny Mondiale 2026 ny na ny International Football Association Board.Tsy mahazo mihoatra ny 5 segondra ny remise en jeu ka raha maharitra ela loatra ny dégagement, dia azon’ny ekipa mpifanandrina ny baolina, ary mety ho lasa corner izany raha lava.
Ny mpilalao soloina koa dia manana 10 secondra hiala amin’ny kianja, raha tara izy, ny mpisolo azy tsy afaka miditra mandra-piaton’ny lalao manaraka.
📌Ny mpilalao maratra ankoatra ny mpiandry tsato-kazo, dia tsy maintsy miala mandritra ny minitra iray raha misy fitsaboana. Efa hiatra amin'ny mondiale ny volana jona izao ireo fitsipika ireo hisorohana ny fandaniam-potoana ataon'ny mpilalao.
©️ L'équipe
02/03/2026
🏐Hanainga afaka ora iray ireo solon-tenantsika hiatrika ny grande finale PPF any Douais France, ahitana an'i
* RAZANADRAKOTO Tiana Laurens
* RAKOTOARISOA Lova Satamandimby
* RAKOTOARISOA Yves Sedrick, izay efa any an-toerana
Ny 7-8 mars ho avy izao no hatao io fifaninana famaranana io.
Mirary fahombiazana feno ho azy ireo isika.
Madagascar
📝 PAGE : FSBM
27/02/2026
⚽ BAREA
𝗟𝗮𝗹𝗮𝗼 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗿𝗮𝗵𝗮𝗹𝗮𝗵𝗶𝗮𝗻𝗮 :
⚽ Hilalao 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶 𝗢𝘂𝗴𝗮𝗻𝗱𝗮 𝘀𝘆 𝗞𝗶𝗿𝗴𝗵𝗶𝘇𝗶𝘀𝘁𝗮𝗻 𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗿𝗲𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮.
🔹⚽ Hiatrika lalao ara-pirahalahiana ny ekipam-pirenena malagasy amin'ny volana Martsa 2026 ho avy izao. Araka ny voalazan'ny loharanom-baovao, dia i Ouganda sy Kirghizistan no hifanandrina amin'ny Barea amin'izany. Andrasana kosa ny fanambarana ofisialy avy amin' ny Federasiona Malagasin'ny Baolina kitra mahakasika ireo lalao ireo.
🔹⚽Tsiahivina fa mbola voatazona hanazatra ny Barea mandritra ny herintaona azo havaozina ny mpanazatra Corentin Martins, rehefa nahavita ny fanavaozana ny fifanarahana mahakasika izany, sy naverin'ny FMF sy ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena noho ny ezaka tsara vitany.
📝 Page : Kolo Tv
25/02/2026
⚽PFL Saison 2025–2026
⚽Filaharana vonjimaika taoriany andro faha 07.
23/02/2026
⚽ COSAFA Vehivavy
⚽ Nibata ny Fandresena ny Barea Vehivavy
⚽baolina maty ny Christina laharana faha 25 ho an'ny Malagasy ka nibatana ny fandresena voalohany nanoloana ny Ekipa ny NAMIBIE .