24/07/2026
🚨Voka-dalao androany
➕3️⃣
Azo ny isa Telo🙏🏻🎊
Misaotra ny ekipa miady fôna👏🏻👏🏻
Mbola tsy tapitra ny ady e👊🏻💪🏻
Isaorana an'ilay Nahary fôna fôna ny zava-drehetra🙏🏻
🔶🔶
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Haute Mikitra, Sport & recreation, Ambozontany-Fianarantsoa, Fianarantsoa.
24/07/2026
🚨Voka-dalao androany
➕3️⃣
Azo ny isa Telo🙏🏻🎊
Misaotra ny ekipa miady fôna👏🏻👏🏻
Mbola tsy tapitra ny ady e👊🏻💪🏻
Isaorana an'ilay Nahary fôna fôna ny zava-drehetra🙏🏻
🔶🔶
21/07/2026
🚩Mbola mitohy ny combat💪🏻
5eme journée
🏆 Championnat de la ville 🏆
Amin'ny zoma ho avy izao indray ny fotoana🙏🏻
🆚 Fc Korintianina
🏟 Stade Ampasambazaha
🔶 Kelikely fa lamasinina 🔷
19/07/2026
🚩Voka-dalao
Andro faha-efatra🥺
Miezaka manarina izay tsy mety hatrany🥺🙏🏻🙏🏻
Alamino fa tsara ny sôma🧡🧡
13/07/2026
🔷Next match
4️⃣eme Journée
🚩Championnat D2 Haute Matsiatra
Samedi 18 Juillet 2026
Ajesai 🆚 La Haute mikitra
🕙 11H
🏟 Stade Ampasabazaha
🧡🧡
13/07/2026
🔷 Classement 3eme journée
Championnat D2 Fianarantsoa
🔶
10/07/2026
🔷Santarina amin'ity vokatra tsara androany ity aloha ny fisokafan'ny Pejy La Haute Mikitra🔶