15/11/2025
Mbola ho tonga @ fanirina ☺
@
Salama ity page ity dia natao mba hifampizarana traikefa sy hifanampiana aminzay zavatra tsy hay
15/11/2025
Mbola ho tonga @ fanirina ☺
@
30/07/2025
🔴 Hiavaka kely ny lalao hataon’i Messi hiaraka amin’ny Inter Miami ny Alahady maraina ho avy izao satria hisy camera indray hipetraka eo amin’ny tratrany hahafahan’ny mpankafy manaraka sy mahita ny hitan’i Lionel Messi eny ambonin’ny kianja, afaka manaraka mivantana an’izay ao amin’ny Tik Tok ny mpankafy.
VISCA BARCA 💙❤️
Indrana
27/05/2025
BEBE GAMEUR (Mami Nena) 81 taona 😱😱
Mami Nena, na María Elena Arévalo, dia vehivavy 81 taona avy any Llay-Llay, tanàna kely any amin'ny faritra Valparaíso, Chili. Fantatra amin'ny anarana hoe "abuelita gamer" izy noho ny fahaizany sy ny lazany amin'ny lalao an-tserasera Free Fire, lalao Battle Royale malaza amin'ny finday.
✅Fiandohany amin'ny tontolon'ny lalao
Taorian'ny fahafatesan'ny vadiny, izay niarahan'izy ireo nandritra ny 56 taona, dia niatrika fahatsapana ho irery i María Elena. Tamin'ny taona 2020, nanoro azy ny zanany lahy tokana, Héctor Carrasco, 20 taona, mba hiezaka hilalao lalao an-tserasera. Na dia tsy nahalala akory aza izy tamin'izany hoe inona ny "mouse", dia nanomboka nianatra sy nilalao izy, ary vetivety dia lasa mpilalao mahay sy malaza amin'ny Free Fire.
✅Fahombiazana sy fankasitrahana
Nandritra ny taona voalohany, nilalao in-3 isan-kerinandro mandritra ny adiny roa izy, ka nahatratra ny liga de rango "Heroico", izay laharana faharoa ambony indrindra amin'ny lalao. Ny zanany lahy no nanampy azy tamin'ny fitantanana ny kaonty TikTok sy YouTube, izay nahazo mpanjohy maherin'ny 4 tapitrisa sy 700,000, tsirairay avy. Na dia voahitsakitsaka aza ny kaonty TikTok-ny, dia mbola mitohy ny lazany amin'ny YouTube sy sehatra hafa.
18/04/2025
groove street 😭
Ilay tanana nahalehibe 😞
Fen's Le Bisuness Man
26/03/2025
Vamos Vamos 🇦🇷🇦🇷🇦🇷
🇦🇷 Argentine 4 -1 Brasil 🇧🇷
21/03/2025
Miandry namana de @6 hariva tsika miainga 🥰
26/01/2025
MISY Mpankafy ve ato e 😊
08/11/2024
🎮Mihoatra ny 205 tapitrisa ny olona nividy ny GTA 5 nandritry ny 11 taona nisiany raha ny nambaran'ny Take-Two, orinasa mpamorona azy.
🥈Jeux be mpividy indrindra maneran-tany izy arak'izany, aorian'ny Minecraft izay nahalafo 300 tapitrisa.
📆Andrasana amin'ny 2025 kosa ny fivoahan'ny Grand Theft Auto 6 .
26/10/2024
Yess 😴