Dortmund Madagascar

Dortmund Madagascar

Share

Tongasoa eto amin'ny pejy natokana ho an'ireo izay mankafy ny klioba Borussia Dortmund. DORTMUND INFOS 24/24

13/07/2026

๐Ÿšจ Nanomboka omaly Alahady ny fanomanana ny taom-pilalaovana 2026-2027 ho an'ny ๐—•๐—ผ๐—ฟ๐˜‚๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ฟ๐˜๐—บ๐˜‚๐—ป๐—ฑ .

โžก๏ธFizahana ara-pahasalamana sy ara-batana no nanombohana izany tao aminy foibe fiofanana tao Brackel.

11/07/2026

๐Ÿšจ Lasan'ny ๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฐ๐—ฎ i ๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—บ ๐—”๐—ฑ๐—ฒ๐˜†๐—ฒ๐—บ๐—ถ .

โžก๏ธManodidina ny 22 million d'euros + 7 million d'euros bonus ny saram-pifindrany .

โžก๏ธHanao sonia fifanarahana 5 taona ao aminy Barcelone ity elatra kelin'ny Alemaina tao aminy Dortmund ity.
[FabrizioRomano]

06/07/2026

๐ŸšจArabaina ra ๐—˜๐—ฟ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ด ๐Ÿ˜‰

05/07/2026

๐Ÿšจ๐—๐˜‚ฬˆ๐—ฟ๐—ด๐—ฒ๐—ป ๐—ž๐—น๐—ผ๐—ฝ๐—ฝ indray no hitondra ny ekipam-pirenena ๐—”๐—น๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ .

โžก๏ธAnisany mpanazatra manana ny maha izy Azy ary hinoana fa hitondra vokatra tsara ho an'ny rainiboto .
[FabrizioRomano]

05/11/2025

๐ŸšจLalao anio | LDC andro faha 4
๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ต๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ฒ๐—ฟ ๐—–๐—ถ๐˜๐˜† โš”๏ธ ๐——๐—ผ๐—ฟ๐˜๐—บ๐˜‚๐—ป๐—ฑ
๐ŸŸ๏ธ Ethiad Stadium
โŒš 23h Mada

โ„๐”ผ๐•๐”ธ๐”น๐•๐”น

28/10/2025

๐ŸšจLalao anio | ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฝ๐—ฒ ๐—ฑ'๐—”๐—น๐—น๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ด๐—ป๐—ฒ ๐——๐—™๐—• ๐—ฃ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—น 1/16 de final .

๐—˜๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ฐ๐—ต๐˜ ๐—™๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐˜ โš”๏ธ ๐——๐—ผ๐—ฟ๐˜๐—บ๐˜‚๐—ป๐—ฑ
โŒš20h30 Mada
๐ŸŸ๏ธ Deutsche Bank Park Frankfurt.

#โ„๐”ผ๐•๐”ธ๐”น๐•๐”น

28/10/2025

๐ŸšจFilaharana tao aorian'ny andro faha 8 ny ๐—•๐—จ๐—ก๐——๐—˜๐—ฆ๐—Ÿ๐—œ๐—š๐—”.

25/10/2025

๐ŸšจIreo XI hijoro voalohany aminy 7 ora sasany eo aminy fihaonana aminy ๐—™๐—– ๐—–๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ด๐—ป๐—ฒ .

โžก๏ธ zava-dehibe ny isa 3 .

โœ…๐—›๐—˜๐—๐—”๐—•๐—ฉ๐—•

21/10/2025

โœ… Azo ny isa 3 tany ๐——๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ธ

21/10/2025

๐ŸšจLalao anio | ๐—Ÿ๐——๐—– andro faha 3
๐—–๐—ข๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—›๐—”๐—š๐—จ๐—˜ โš”๏ธ ๐——๐—ข๐—ฅ๐—ง๐— ๐—จ๐—ก๐——
โŒš22h Mada

#๐”น๐•๐”น #๐”น๐•๐”น๐•„๐”ธ๐”ป๐”ธ ๐ŸŸกโšซ

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Itaosy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Itaosy