J.A.P Ambato 503 Event

J.A.P Ambato 503 Event

Share

Divertissement

Photos from J.A.P Ambato 503 Event's post 31/12/2025

Eto ampamaranana ny taona 2025 izao dia faly miarahaba Antsika rehetra nahatratra ny farany Taona...
Enganie ho Taona Zina feno fahombiazana io Taona vao2 2026 io ho Antsika rehetra ...
Manolohana izany dia ho feheziko amin'ny organisation farany natao teo izay nitanterahana Této Ambatondrazaka nifarana ny 24 décembre lasa teo ..
Teboka 3 iany ny ho resahiko eto:
✓ Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa dia tanteraka izy iny na misy afy ny contre temps maro be noho ny aratsin'ny toetr'andro fa na izany dia vita ihany...🙏🙏🙏

✓ Misotra ireo ekipa rehetra Nandray Anjara :
Na ny catégorie U na ireo OPEN..
Ho fanatsarana ny amin'ny mety ho manaraka :
- Aloavy fona ny participation Antsika mpandray anjara ( voakasika ireo ekipa tsy nandoa ny participation,,tsy ho resahiko eto zany fa mino aho f tonga matsapa izy ireny vo mahita ity pub ity....)
- Ho an'ny Ekipa tsy nankasitraka ny Lots natolotra ho azy dia marihiko eto fa iny aloha ny takitra Tompoko ary efa nanao izay vita ny tenako mikarakara zavatr toy ireny..(Club iray tsy nankasitraka ny Lots izay natolotra ho azy...mba diniho kely ihany...)🙏🙏🙏

✓ Misotra Antsika mpankafy basket nanohana satria ny fatongavanareo ny nanampy anay mpikarakara tamin fanatanterahana iny événements iny...
© Marihana fa dia iny.. ireo nantenaina ifanampy mo namaly ihany fa tsy afaka nifampy ...
ireto rehetra ireto dia nandoavana vola daoly nandritra iny 3 Andro ny événements:
- Hofan'ny terrain basket (Commune)
- Hofan'ny jiro ( médiathèque)
- Ny Police (nitandro ny filaminana)
- ireo projecteur sy sono napiasaina
- Tableau électronique (FMBB)
- Ny Goailaka namefena ny kianja
=> Na izany aza dia Manolotra fisaorana ireto Direction régional maromaro ireto nifanolotanana ara-pitaovana :
- DRJS : Nampindrana seza sy Latabatra
- DRPOP : Nampindrana seza
- DRS : Nampindrana Chapiteaux
Manaova fety sambatra daoly ô.....
Samy ho tratran'Rahampitso

24/12/2025

Tongava maro e....
Any ambatomainty ndray...

Omenay fahafaham-po tanteraka nareo: mijery baolina sady mbola asiana show!” 🏀🔥

---

SPONSOR OFFICIEL
Ny Aro Clinique

PARTENAIRES OFFICIELS
Fédération Malagasy de Basket
Yas Madagascar

PARTENAIRES
HAINTSO-TRANO
SMMEC
New Hope Basketball School - NHBS
Team MBC - Paris 94
Melrose

24/12/2025

fans
J.A.P Madagascar
Section Basket-Ball Ambatondrazaka
Feh Randria
Feh Randria
Randriamihaja Feno Nisainana
J.A.P Madagascar
Yas Madagascar
A.S J.A.P MADA Ambatondrazaka 503

21/12/2025

Raikitra e....

19/12/2025

🏀💯🏀
J.A.P Madagascar
Section Basket-Ball Ambatondrazaka
J.A.P Ambato 503 Event
Yas Madagascar
Assurance Ny Havana
Ligue Régionale de Basket Ball Alaotra Mangoro
A.S J.A.P MADA Ambatondrazaka 503

Photos from J.A.P Ambato 503 Event's post 14/12/2025

Ny weekendnay....
✓ Milay be foana wa refa Weekend eto antanana,miaraka miala voly eo amin'ny Terrain Basket La Place Ambatondrazaka ..💯🏀💯🏀
✓ ireo ekipa mpilalao mapiseho ny fahaiza manaony⛹️‍♂️⛹️‍♂️ ary ireo mpankafy sy spect dia manohana ireo ekipa 👏👏....
✓ Isaorako hatrany ireo ekipa 2 izay avy any Amparafaravola nahafohy fotoana 🕖🕖 sy vola 💸💸 mivezy2 isakin'ny Weekend makaty Ambatondrazaka dia ny NGBA (Homme) sy ny 3FB (Dame)...tsy vitany oe tinareo ilay Taranja fa anisan'ny fanomezam-boninahitra sy fahatokisana ny Organisation tanteraka ny mety ho fandraisanareo anjara ka dia faly misaotra anareo hatrany n'y tenako ...⛹️‍♂️⛹️‍♂️💯💯
✓ Etsy andaniny dia Manolotra fisaorana ho an'ireo Ekipa rehetra mandray avy eto antoerana ihany koa ny tenako fa Isika rehetra Miaraka ihany ny mitondra avo ny BASKET eto an-tanana...⛹️‍♂️⛹️‍♂️
✓ Ireo Mpijery sy Mpankafy rehetra ...anisan'ny haingo sy hery mamelona ny Basket koa ny Ambiance entinareo eo amin'ny Terrain de basket eo ref Ilay manohana ireo EKIPA ianareo....
Misaotra ho aho fa ra tsy eo nareo dia zava-poana ny zavatra ataoko...👏👏
✓ EFA mamaraparana ny Phase Éliminatoire isika izao....
✓ Aza adino ary fa ianoka Match Nocturne milay ndray Isika manomboka 22-23-24 Dec 2025 izao (phase finale )...
Tongava maro manotrona...fa misy animation s maro be eo....
J.A.P Madagascar
Section Basket-Ball Ambatondrazaka
Randriamihaja Feno Nisainana
J.A.P Ambato 503 Event
Yas Madagascar
Assurance Ny Havana
Ligue Régionale de Basket Ball Alaotra Mangoro
A.S J.A.P MADA Ambatondrazaka 503

🏀💯🏀

12/12/2025

Ny calendrier antsika weekend ho avy izao...
🏀💯🏀
✓ Samedi 13 Dec 2025
12h30: Tanora 503 # Team 768 (U14G)
13h30: MBC Mum's # 3FB (A/vola) (Dame)
15h00: J*P Mada # Tanora 503(U18G)
16h30: ANGAREDONA # Team BHT

✓ Dimanche 14 Déc 2025
13h30 : CMB # 3FB ( A/Vola) (Open Dame)
15h00 : J*P Mada # Quenn's (Open Dame)
16h30 : J*P Mada # Team BHT(Open Homme)

J.A.P Madagascar
Section Basket-Ball Ambatondrazaka
J.A.P Ambato 503 Event
Assurance Ny Havana
Ligue Régionale de Basket Ball Alaotra Mangoro
Yas Madagascar
Randriamihaja Feno Nisainana
Feh Randria
A.S J.A.P MADA Ambatondrazaka 503

Photos from J.A.P Ambato 503 Event's post 08/12/2025

Vita soamatsara ny week-end teo...
Nafinaritra ny Match basket 🏀💯
Ndao anaraka ny seho an-tsary ny Sabotsy sy alahady Teo ary isika e...
🏀💯🏀
Izahay ato J.A.P Ambato 503 Event dia mirary herin'andro mafinaritra ho antsika rehetra ...
Mampanantena mlay be ndray amin'ny manaraka ....
fans
Feh Randria
J.A.P Madagascar
Section Basket-Ball Ambatondrazaka
Randriamihaja Feno Nisainana
Yas Madagascar
Assurance Ny Havana
A.S J.A.P MADA Ambatondrazaka 503

05/12/2025

Miarahaba antsika rehetra manaraka ny pejy....
Ny calendrier match izao weekend izao amin'ny 💯🏀💯

✓ Samedi 6 Déc 2025 🥇🥇
13h30: Team 768 # RATAM (U14 F)
14h30: CMB # QUEEN's (Open Dame)
16h00: SEBC # Team BHT ( Open Homme)

✓ Dimanche 7 Déc 2025 🥇🥇
12h30: J*P Mada # Tanora 503 (U14 G)
13h30: J*P Mada # MBC Mum's (Open Dame)
15h00: RATAM # Team 768 ( U18 G)
16h30: J*P Mada # SEBC (OPEN Homme)

✓ Terrain basket La Place Ambatondrazaka..

fans
Feh Randria
J.A.P Madagascar
Section Basket-Ball Ambatondrazaka
Randriamihaja Feno Nisainana
Assurance Ny Havana
Yas Madagascar
A.S J.A.P MADA Ambatondrazaka 503

02/12/2025

EKIPA N°4 : OPEN DAME
💯🏀💯

J*P MADA Ambatondrazaka

02/12/2025

EKIPA N°3 : OPEN DAME
💯🏀💯

3FB AMPAFARAVOLA

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambatondrazaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


La Place
Ambatondrazaka
503

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 13:15
Wednesday 12:00 - 17:45
Saturday 06:00 - 14:00
Sunday 06:00 - 07:30