BATOU BEACH

BATOU BEACH

Share

Grande Piscine-Basket-Beach Soccer-Beach Volley-Pétanques-Bungalows-Pizza-Snack-Self-Grande Salle-Batou kids...

Photos from BATOU BEACH's post 27/05/2026

👉Fête des mères 31 mai 2026
👉Dj Karaoke
👉Ambiance calme
👉5000 ar / pers
👉Afaka mitondra sakafo
👉Batoubeach Ambohimanalbola
👉034 0950003

❤️Ho an I Neny , amin ‘ ny fitiavana ❤️

14/05/2026

-Misokatra izahay ny faran ny herin andro
-Afaka mitondra sakafo
- Misy kilalao isa-karazany ( trampoline , balançoire , Fanorina , sabaka ….)
- Piscine
-Paf : 5000 ar
-Tel : 0340950003

06/05/2026

-Faly mandray anareo izahay
-Afaka mitondra sakafo
- Paf : 5000 ar / pers
-Misy kilalao isa - karazany : balançoire, toboggan , sabaka …..
-03409 500 03
Ambohimanambola

16/04/2026

- 01 mai 2026
- Afaka mitondra sakafo
-Zumba , piscine , Fanorona , kilalao maro
-Paf : 5000 ar
- 0340950003

14/04/2026
28/03/2026

👉Tonga ny fotoana hialana sasatra !!
👉Batou Beach Ambohimanambola
👉LUNDI DE PÂQUES miaraka amin ny Zumba & animations maro 🎉
👉Piscine , jet d’eau, trampoline , balançoire , Fanorona , disco plein air ..
👉Afaka mitondra sakafo , fa misy mpivarotra ihany koa
👉Tongàva miaraka amin’ny namana sy fianakaviana!!!!
👉PAF : 5000 ar
👉034 09 500 03

25/03/2026

Ity ny lalana mankany Batoubeach
Ambohimanambola
Mora arahina avy amin ny By pass(PK16 )
Tel : 0340950003

23/03/2026

Misokatra foana izahay !!!
Tongava amin’ny fotoana rehetra
👉Paf : 5000 ar / pers
👉Activités incluses
👉Afaka mitondra Sakafo
Piscine , Trampoline , terrain basket sy volley , balançoire, fanorina , kilalao Maro
Tel : 034 0950003

09/03/2026

Tsy misokatra ho an’ny daholobe izahay noho ny famandrihana manokana (réservé ) ny Asabotsy faha-14 Martsa 2026.
Misaotra !

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambohimanambola?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambohimanambola
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00