Mes publications ont obtenu plus de 2 500 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉
FC Elatra Antohomadinika
IZAHAY NO ELATRA KOA ELAH N HANIDINA !?
27/07/2026
🎉 J’ai obtenu le badge de nouveau talent cette semaine, en reconnaissance du contenu captivant que je crée et qui suscite l’intérêt de mes fans !
22/07/2026
FC ELATRA x 3MT
Rehefa eo ambony kianja ihany no mpifanandrina sy miaro ny lokony fa rehefa vita ny Lalao miverina ho mpinamana daholo ihany🤝
17/07/2026
LALAO MANARAKA
19/07/26 a 15h00
Vs 3MT
Kianja YLANG-YLANG ANTANIAVO
09/07/2026
FC ELATRA🇺🇦 2018
09/07/2026
ZOMA 10JUILLET 2026
@ 4ora folak'andro Manomboka
🏟️ TSARASALAMA STADIUM BY PASS
vs ⚽???
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦
08/07/2026
LALAO MANARAKA
KIANJA VATO BY PASS (foot a 7)
ALAHADY 12 JOLAY 2026
16eme de Final
2h00 ELATRA FC vs AS COM
FC Elatra Antohomadinika🇺🇦
27/06/2026
LALAO MANARAKA
Terrain VATO BY PASS
9h00 FC ELATRA vs CRAI
Terrain ANTANIAVO "VASACOSS"
15h30 FC ELATRA vs AFC
🇺🇦✊🙏 NY TOLONA TSY MIOVA
22/06/2026
tournoi mafy be ady vola 3.200.000ar tany ANEMPOKA ANDRAMASINA tany omaly ALAHADY, Rehefa avy nandresy 1/2 final t@ isa 4 sy 2 moa isika🇺🇦 dia niondrika teo @ lalao famaranana t@ isa 1 sy 0 ,
Mankasitraka be dia be ny mpilalao vitsivitsy tonga niaro ny voninahitry ny ekipa🇺🇦 tany alavitra tany 🙏
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo