23/03/2026
WGA Workout & Gym Addict
Situé en plein Centre Ville, Workout and Gym Addict offre aux amateurs de musculation une salle de
23/03/2026
23/03/2026
✅Tarifs par séance :
- 2.000ar isaky mikotrana raha tsy manana carte
- 1.000ar isaky mikotrana raha manana carte membre (na PASS koa ny filaza azy)
- 0ar isaky mikotrana raha manana carte abonné
✅Mila mividy Pass raha te hiditra membre,
ary mitondra sary tapaka iray:
Ireto avy ny karazana Pass :
- Coton : 10.000ar (validité 1mois)
- Bronze : 15.000ar (validité 3mois)
- Silver : 25.000ar (validité 6mois)
- Gold : 45.000ar (validité 12mois)
Refa manana "Pass" dia izay no atao hoe membre ka 1.000ar/séance
N.B : "Pass" = Carte d'adhésion
✅Tarifs abonnement
- 1 Mois : 25.000ar
- 3 Mois : 70.000ar
- 6 Mois : 125.000ar
- 12 Mois : 250.000ar
N.B : Refa manana carte abonné dia tsy mandoa séance mihitsy mandrapa
Tapitra ilay carte abonné novidianao. Mitondra sary tapaka iray raha hanao abonnement
23/03/2026
COACHING du Lundi au Vendredi
Manao COACHING izahay manomboka izao
Ka ny séance 3/4 voalohany dia GRATUIT tsy andoavam bola.
Izay rehetra tianao ho fantatra dia afaka hanontanianao na mbola tsy nanao mihitsy na ho an’ireo izay te hanamafy traikefa.
23/03/2026
ISOTRY MPIVAROKAZO
• Repere :
- Distrika fanaovana karapanondro,
- Brokatera b
- BMH
• Eo anelanelan'ny brocanteur b sy rond point BMH misy pompe.
• A gauche ny pompe misy EPICERIE ROSE, d misy POTEAU misy PLAQUE hoe MPANETY, dia manaraka an’ilay lalakely eo am 75 m
• Misy Vahao ny oloko
• D trano 1 arinany
• 034 39 857 22
23/03/2026
WORKOUT AND GYM ADDICT
Lundi au Samedi en heure continue
- Heure d'ouverture : 6h
- Heure de fermeture : 18h
⛔Dimanche non disponible ⛔
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antohomadinika Isotry Mpivarokazo
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 18:00 |
| Tuesday | 06:00 - 18:00 |
| Wednesday | 06:00 - 18:00 |
| Thursday | 06:00 - 18:00 |
| Friday | 06:00 - 17:00 |
| Saturday | 06:00 - 18:00 |