25/12/2025
Lapasoa
Location privée pour des événements en plein air. Piste en hauteur et espace vert 250m² capacité jusqu'à 200personnes. Piscine, ping-pong, basket.
Scène en hauteur pour orchestre et artistes. Services traiteur, décoration, animation disponibles.
25/12/2025
18/11/2022
🔺 Ho antsika mpankafy billard, misokatra ny fisoratana anarana ❗❗❗ raha te hifaninana amin'ireo Old school 😉😉 Tongava manohana ny namana na hiala voly sy hilalao e ♨️✨💦
08/05/2022
Misaotra sy mankasitraka an'i fa afapo tokoa ny namana sy ny fianakaviana tamin'ny fahaiza-manao amin'ny fanaingoana ny lanonana teto amin'ny Lapasoa. Mirary soa bé dia an'i Ratsimananda 💞🎂💞
12/03/2022
Mini fotsiny ihany... Mini hatrany hatrany... Mini mamy dia mamy... Faly manana anao 💞❤️🥰
26/02/2022
Na dia eo aza ny ahiahy maro lalovantsika ankehitriny, aretina isankarazany, toetrandro miovaova, dia tsy nahasakana antsika tsy hifaly sy hankafy fiainana izany. Misaotra ny Nahary, misaotra anareo mizara hafaliana. Ataontsika mamy hatrany ny fandalovana ety. 💞🎶🎼✨🏊♂️💞
16/01/2022
Harivariva
Ping pong
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lot 161 A Ter Ikianja Ambohimangakely
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 10:00 - 17:00 |
| Tuesday | 10:00 - 17:00 |
| Wednesday | 10:00 - 17:00 |
| Thursday | 10:00 - 17:00 |
| Friday | 10:00 - 17:00 |