FOOT - Dresaka

FOOT - Dresaka

Share

Lazao eo amin'ny foto-tsofiny
Hoe ny ato foot fotsiny
Izay mpanaraka mafana fo tsy tsofina

07/06/2026

🔴 Ny fandaharam-potoana rehetra mandritra ny Coupe du Monde 2026 izay hanomboka ny Alakamisy 11 Jona izao ary hifarana ny Alahady 19 Jolay, ampiana ora iray avy dia manome ny ora eto Madagasikara🇲🇬

07/06/2026

🔴 Espagne🇪🇸 indray no vinavinain'ny EA Sports FC fa handrombaka ny Coupe du Monde amin'ity taona 2026 ity

Raha tamin'ireo Coupe du Monde andiany 4 farany nanomboka ny taona 2010 dia marina 100% ny vinavinan'izy ireo:
- 2010: Espagne ✅
- 2014: Allemagne ✅
- 2018: France ✅
- 2022: Argentine ✅

Hanao ahoana indray izy ity?

06/06/2026

⛔ Naratra nandritra ny fanazaran-tena nataon'ny ekipam-pirenen'i Allemagne🇩🇪 omaly i Lennart Karl, ka i Assan Ouédraogo mpilalaon'ny RB Leipzig no nantsoin'i Julian Nagelsmann hanolo azy any amin'ny Coupe du Monde 2026

04/06/2026

🔴 ÔFISIALY: ✍🏻 I Andoni Iraola🇪🇸 no mpanazatra vaovao hitondra ny Liverpool manomboka amin'ny taom-pilalaovana manaraka, mpanazatra nitondra ny AFC Bournemouth izy teo aloha

03/06/2026

🔴 Dismas Athanasi🇹🇿 mpilalaon'i Tanzanie, mbola vao 14 taona monja sady zandriny indrindra tamin'ny CAN U17 izay norombahin'i Sénégal teo

🏆 Izy no mampidi-baolina betsaka indrindra nandritra ny fifaninanana, nahafaty baolina 3

03/06/2026

🔴 ÔFISIALY: I Hansi Flick🇩🇪 no voahosotra ho mpanazatra mendrika indrindra tao amin'ny Laliga tamin'ity taom-pilalaovana 2025/26 ity

03/06/2026

🔴 Fanamiana hoan'ny Real Madrid mandritra ny taom-pilalaovana 2026/27

02/06/2026

🔴 Tapitra ny lalao [ara-pirahalahiana]
4️⃣-0️⃣

02/06/2026

🔴 Ireo XI tompon-toerana hoan'ny Barea an'i Madagasikara🇲🇬 manoloana an'ny Maroc🇲🇦 (20:00🇲🇬 | 📺 TVM)

02/06/2026

🔴 Ireo XI tompon-toerana hoan'i Maroc🇲🇦 manoloana an'ny Barea an'i Madagasikara🇲🇬 (20:00🇲🇬 | 📺 TVM)

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


RN2
Antananarivo
101