Faingo D

Faingo D

Share

Mampiseho anareo izao tontolo izao amin'ny fahitana hafa.

02/06/2026

Vehivavy voalohany nahavita kickflip tato amin'ny page FAINGO D.
Bravo Shiro (Finoana)

27/05/2026

Nisy mpanaraka ny FAINGO iray indray nahita anay teo Anosy, avy niasa izy, erintaona tsy nikasika skate. Mba nangataka ilalao kely. Tena mbola mahavita. Simba hatramin'ny kiraro vaovao aza fa tsy nataony olana.

26/05/2026

Beau gosy ah!

26/05/2026

Tongasoa Mike Boivert. ( ) eto Madagasikara.


25/05/2026

Go

Welcome to Madagascar 🇲🇬

25/05/2026

Fa tsy manao parkour intsony ahoana ny FAINGO D e? Manao foana izahay fa rehefa misy défi hatao vao manao fa tsy dia mitady spot be toy ny taloha intsony fa mbola mianatra SKATE.

24/05/2026

Tratry ny pentekosta daholo ny mpanaraka ny FAINGO D rehetra. Nisy ito mpanaraka anay ito sendra nifanena taminay teny Antanimena. Mety mpanao skate taloha angamba tsy aiko fa nanao KICKFLIP teo izy. Ela namerenana anefa dia niverina ilay izy. Tsara be.

11/05/2026

Let him cook now... Please.
Sahy mifaly

09/05/2026

La peur n'est pas un signal d'arrêt, c'est un signal de départ : elle vous indique exactement là où vous devez aller pour grandir.
Bird Fly

07/05/2026

MY WAR - Pop Shuvit vs Kickflip. Izay mipetaka voalohany.
👤Mifaly, Saka Mainty, Kuro.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Analamanga
Antananarivo
101