Inona ny Méthode d’entraînement tena efficace hoan’ny vao manomboka ?
Street Workout Mada
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Street Workout Mada, Sport & recreation, Antananarivo.
Ici, on transforme la rue en salle de sport. 🏙️🔥
➡️ Entraînements accessibles à tous niveaux
➡️ Partage de techniques, tutos & conseils
➡️ Motivation, discipline & esprit d’équipe
🔥Abonnez-vous pour ne rien rater🔥
Koa satria nahatratra 2K like ilay vidéo de ity ary ny Video manaraka momban’ny traction.
Tsara marihiko fa ireo erreur ireo de matetika itako foana rehefa Mijery olona manao Pull Up, ka manitsy an’izay erreur izay no anton’ilay video.
Ny olona rehetra mahavita Pull up daholo, fa vitsy no manao ilay « correct form », ka ato anatin’ity Video ity no ahitanareo hoe ohatrany ahoana ny tena forme anah Traction na PULL UP.
Mijereva finaritra daholo. 💪🏽
Manalazy kely faran’ny erinandro😂
Mba mangataka ny hevitrareo fotsiny aho amin’ity concept vaovao ity😁
De aza adino miantso ilay Coach anao ao anaty commentaire ao😂
02/11/2025
Any miaona eee😁
🧐INFLUENCEUR tsara arahina raha débutant.
Betsaka ireo influenceur ao anaty réseaux sociaux ao fa ireto misy influenceur 3 tena tsara raha toa ka vao manomboka Street Workout.
Lien ÉRIC FLAG:
https://youtube.com/?si=Y_xsyOof7zcg99Tv
Lien FITNESSFAQ:
https://youtube.com/?si=ge6XtHdhE5vEVhFr
Lien CHRIS HERIA:
https://youtube.com/?si=xtyNhAm2nQqt98Lv
Aza adino:
👍/💬/↪️
🏋🏽♂️MATERIEL D'ENTRAINEMENT🏋🏽♂️
Tsy voatery manana fitaovana complet vao afaka manomboka mikotrana. Ato anatin'ity video ity no ahitanao ireo fitaovana ilaina ao anatin'ity taranja ity. Mizara roa izy ireo:
1-Ireo fitaovana efa ananana ao antrano.
2-Ireo fitaovana efa natokana hoan'ity sport ity
Tuto planche:
https://fb.watch/CQM3uzKhSt/
Tuto Front lever: https://www.facebook.com/share/r/1GBUwVw5CE/
aza adino foana ny:
👍🏼/ 💬 / ↪️
✍🏽METHODE D'ENTRAINEMENT✍🏽
Somary najanona kely ny famoahana video nohon´ny toe-draraha izay misy eto an-toerana. 🥲
Ity misy video vaovao indray momban´ny METHODE D'ENTRAINEMENT izay inoko fa anampy ireo izay vao manomboka manao street wourkout.
Fanazavana trotra ihany izy ity fa afaka ovaovaina amin'izay fomba itiavana azy. (personalisable izany ireo)
ity misy video kotrana iray izay mampiasa ny Iray amin'ireo methode ireo:
lien👇🏼
https://www.facebook.com/share/v/14PPw1aHdxr/
😱TUTO PLANCHE😱
Mety manontany ianareo hoe : ahoana ny fomba fanaovana an’iny planche mitsingevana iny ?🤔😂
😎Mianatra na te-hianatra planche ianao amin’izao fotoana izao de ity vidéo ity de manazava ny zavatra ny objectif tratrarina voalohany. Misy exercices maromaro ao nomaniko ka mino aho fa hanampy anareo amin’ny fanombohana ny planche izany.
Aza adino foana ny manisy Like 👍 ny Video ary mizara izany, ary ihany koa soraty anaty commentaire ny tuto ilainareo manaraka de Alefako eto😉😁
👇🏽TUTO FRONT LEVER👇🏽
https://www.facebook.com/share/r/1BGPEdFFD4/?mibextid=wwXIfr
11/09/2025
Félicitations hoan’ilay Powerlifter anay ato 🎉🥳
🥉: Nika Mamy Aglet Tcxy
Mandeha foana ny kotrana individuelle na tsy de tafiaraka intsony aza 😁😁
💪🏽TUTO MUSCLE UP💪🏽
Efa ela ela ianareo no niandry ity tuto ity fa nivoka ihany izy ny farany (ialana tsiny raha somary taraiky vao nivoka😂).
Tuto MUSCLE UP indray no asehoko anareo androany ka dia mino aho fa hanampy anareo ity vidéo kely ity.😁
Aza adino foana ny manisy j’aime sy mi-s’abonne an’ny page ah.
De soraty ao anaty « Commentaire » ao ah ny tuto manaraka tinareo hoavokako indray.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo