30/05/2026
sy
Rahampitso ny fotoana ho an'izay tsy nahita azy ireo teny Ambatomirahavavy 🙂😉
Fampisehoana ireo omby mahery na malaza indrindra ato amin'ny faritra Amoron'i Mania (Imady Ambositra)
30/05/2026
sy
Rahampitso ny fotoana ho an'izay tsy nahita azy ireo teny Ambatomirahavavy 🙂😉
30/05/2026
Ny alina ny anio sisa no alaina dia manome fotoana antsika rehetra ny ety amin'ny coliseum Antsonjombe. Misokatra amin'ny 7 ora maraina ny vavahady.
TONGAVA MARO EEEEH 🙂🙂
26/05/2026
Hiakatra capital koa izy 3 lahy ireto amin'ny 31 mey
TONGAVA MARO EEEH 👋🙂
25/05/2026
Ho hitantsika ao amin'ny Coliseum Antsonjombe ihany koa izy amin'ny 31 mey
izay karakarain'ny
24/05/2026
Hiverina hiakatra Capital ihany koa izy amin'ny 31 mey eny amin'ny Coliseum Antsonjombe.
FESTIVAL SAVIKA izay karakarain'ny IMIANTA
TONGAVA MARO EEEH 🙂🙂
23/05/2026
Mbola hiverina hiakatra Capital izy amin'ny 31 mey eny amin'ny Coliseum
Tongava maro 🙂👋
22/05/2026
Ireto ny omby avy any (Ambositra) no hiakatra capital hosavihina amin'ny 31 mey ao amin'ny Antsonjombe
Mbola ho alefa eto ny manaraka...🙂😉
Ny ona no mahery
🇲🇬🐂
Ny dia manantena ny fahatongavantsika maro be ao amin'ny Coliseum Antsonjombe ny alahady 31 mey ho avy izao 🙏🙂
19/05/2026
Mbola afaka manao commande amin'ireto tee shirt Kolo-Savika ireto isika
Loko: blanc , rouge, noire,gris, beige, jaune moutarde
Vidiny:
Lehibe: 27.000 ariary
Kilonga: 15.000 ariary
Mandefa agny amin'ny faritra ihany koa
Contact : 0341788529