05/04/2026
๐ฟ Miarahaba antsika rehetra ๐ฟ
Ho antsika mpikambana rehetra, ireo namana akaiky sy lavitra, ary ireo mpankafy ity taranja mahafinaritra ity ๐ดโโ๏ธ,
Aminโizao ankalazana ny P***a izao โ๏ธ, dia mirary ho anareo tsirairay avy fety sambatra sy feno fifaliana ๐,
ary indrindra koa fiadanam-po lalina sy fahasoavana ho antsika rehetra ๐คโจ.
Enga anie ity fotoana manokana ity hitondra hery vaovao sy fandresena eo aminโny fiainantsika ๐๐ฅ
SAMY SAMADA DAHOLO EH!! ๐ดโโ๏ธ๐
ยฉ ๐ฒ๐ฌ๐ต๐
30/03/2026
๐ธ PARTIE 3
๐๐๐ต๐ต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT XC/ENDURO " BIG CHALLENGE " teny Ambohimanga ny 29 Martsa 2026 โ lร lana sy havoana niarahantsika nizara ezaka, rivotra madio nanome aina, ary finiavana nitondra hatrany aminโny tanjona.๐๐๐ช๐ช๐ช
ยฉ S'art Antsa Photography ๐ธ
30/03/2026
๐ธ PARTIE 2
๐๐๐ต๐ต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT XC/ENDURO " BIG CHALLENGE " teny Ambohimanga ny 29 Martsa 2026 โ lร lana sy havoana niarahantsika nizara ezaka, rivotra madio nanome aina, ary finiavana nitondra hatrany aminโny tanjona.๐๐๐ช๐ช๐ช
ยฉ S'art Antsa Photography ๐ธ
30/03/2026
๐ธ PARTIE 1.๐๐๐ต๐ต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT XC/ENDURO " BIG CHALLENGE " teny Ambohimanga ny 29 Martsa 2026 โ lร lana sy havoana niarahantsika nizara ezaka, rivotra madio nanome aina, ary finiavana nitondra hatrany aminโny tanjona.๐๐๐ช๐ช๐ช
ยฉ S'art Antsa Photography ๐ธ
30/03/2026
Challenge acceptรฉ ๐ต๐ต๐๐
๐ต๐ต
๐
ยฉ๐ฒ๐ฌ
25/03/2026
Taomy daholo ny tapaka sy namana rehetra eh ๐ต๐ต๐๐ BIG CHALLENGE eny AMBOHIMANGA ny fotoana amin'ny Alahady ho avy Zao ๐ต๐ต
SAMADA BE io sao taraiky ah๐ต๐ต๐๐
ยฉ
27/01/2026
๐๐๐ FIFAMPIARAHABANA NOHO NY TAONA VAOVAO 2026 ๐๐
Ho anโny mpikambana MADA VTT rehetra sy ny vady aman-janany,
dia faly izahay manasa anareo hanatrika ny fifampiarahabana ho fandraisana ny taona vaovao, izay hotanterahina:
๐
Alahady 01 Fรฉvrier
๐ Anosisoa Ambohimanarina (eo akaikinโny BNI)
โฐ Manomboka aminโny 9 ora maraina
๐ค๐ค ENTANINA ISIKA REHETRA MPIKAMBANA MBA HO AVY DAHOLO,
satria hisy resaka sy dinika manan-danja hoentina hanombohana tsara ity taona vaovao ity
๐ฝ๏ธ Momba ny sakafo
โก๏ธ Hisy fandraisanโanjaranโny tsirairay aminโny sakafo, 5.000 Ariary isanโolona.
โก๏ธ Ho anโizay afaka tonga dia mangataka mba hanoratra anarana sy handoa vola mialoha any aminโi:
๐ค Antsa Fifaliana Rafanomezantsoa
๐ 034 86 812 23
Izany dia hoentina hikarakarana mialoha sy handaminana tsara ny hetsika.
๐ Raha misy koa manana zavatra azo entina (tsakitsaky, snsโฆ), tsy ferana mihitsy ary raisina am-pifaliana ๐ค๐
๐ Maneho fankasitrahana sahady ho anโny tsirairay izahay aminโny
fandraisana anjara, fiaraha-miasa ary ny firaisankina
aminโizao fiatombohanโny taona vaovao izao.
๐ตโโ๏ธ๐ฒ๐ฌ SAMY SAMADA DAHOLO EH ! ๐ฒ๐ฌ๐ตโโ๏ธ
๐๐ค Mirary fihaonana am-pifaliana ๐ค๐
ยฉ ๐ฒ๐ฌ ๐ต ๐
20/03/2025
๐ด๐ด๐๐ Andao fa isika rehetra sisa no andrasana eh ๐๐๐ด๐ด
โด๏ธRAIKITRA ITY RY ZALAH AHโด๏ธ
๐ฒ๐ฌ๐ด
12/03/2025
๐ FIVORIANA NO ANTONY ANDEHANAN TSIKA ANY ARY REHEFA VITA FIVORIANA DIA ANAO RECONNAISSANCE COURSE XC ANJEVA ๐
๐ด๐ด๐ด๐ด
Entanina ny mpikambana MADA VTT rehetra ho avy fa ilaina isika hivory any ๐Anjeva ao amin 'i Tafita Tafita Ramasivolakasitraka sahady ny amn fandavan tena ny tsirairay ๐ค
: Rond point Ambohimanambola ho an'izay tara Manenjika fa akaiky kely io
: Samy mitondra sakafo sahaza azy ny tsirairay ๐
๐Aza adino ny rano-casque Chambre ร air Ary ny Rakitra๐
ยฉ๐ฒ๐ฌ๐ดโฅ๏ธ
14/02/2025
๐๏ธ๐Dimanche 23 Fรฉvrier 2025๐๐๏ธ
๐ด๐ดNy Fikambanana MADA VTT miara miasa amin'ny MUSEE DU NORD Route 33 Dia manasa antsika mpivohy,mpankafy sy ireo misehatra amin'ny "BISIKILETA" Mba ho Tonga hanatanteraka ny fambolen-kazo.๐๐ฑ๐ฒ
๐(Mamboly hazo fa tsy manatsatoka hazo)๐
- Hisy ny fiaraha miainga ho an rehetra na itondra BISIKILETA,FIARA,MOTO Hanao "Fil indien" isika rehetra ho any antoerana
Ny FIARA SY NY MOTO Dia anao Cadrage eny andalana โค๏ธ
: Jovena Marais Masay amin'ny 07H30 Tsy diso๐
๐ฒ Hazo hovolena : 500 Isa ๐ฑ
- Raha misy vonona hitondra zanakazo manokana ho amboleny dia raisina an-tanandroa ihany koa๐๐
- Samia mitondra Aro orana,Chambre ร air,Rano, Casque Obligatoire,Sakafo maivana Sahaza๐
Raha manana fahafahana Dia mitondra ihany angady ๐
๐ฑ๐ฒโค๏ธ MANARINA TONTOLO IAINANA,MAMELON'AINAโค๏ธ๐ฒ๐ฑ
ยฉโค๏ธ๐ด๐ฒ๐ฌ
๐ด๐ดโค๏ธโค๏ธ
๐ SAMY SAMADA EH! ๐