GAMES Billard

GAMES Billard

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GAMES Billard, Sport & recreation, Ampandrana Besarety, Antananarivo.

08/01/2026

Eny letsy a, raha teo elah dia nanao anniversaire anlah indray isika
Tsy ho adino letsy ny fiarahana hatrizay a! Manantena aho fa mbola hihaona isika indray andro any.
Mandria ampiadanana letsy Mamy a

08/01/2026

Raha Téo elah Zao d nanao anniversaire isika androany
Mandria ampiadanana letsy a

29/12/2025
11/12/2025

Izahay GAMES BILLARD dia maneho fisaorana feno hoanareo tonga nidodododo nanampy ,nanohana anay na teny amin'ny hopitaly na ny nahateo ambohitra ny razana eny hatramin'ny fanaterana sy fanitrihana ny nofo mangatsiakan'i Mamy teny ampasandrazany .
Tsy omentsiny ireo izay tsy afaka nanatanteraka izany noho ny antony maro samihafa.
Tsara levenana ny maty ,henikaja ny velona .

Ny fanohanana, ny fitiavana ary ny vavaka nataonareo dia tena nampahery anay tokoa.
Enga anie Andriamanitra hanonitra anareo amin’ny soa rehetra.

Misaotra indrindra – Games Billard.

21/09/2024

Assiette sambos au fromage 🧀

✳ Tena fromage ranoray , tsy misy fangarony tongolo na ovy 😉

👉 Azonao vidiana isaky ny talata, alarobia,alakamisy,zoma .

✅ Vidiny mirary hatrany 👌

20/09/2024

🍟 Nuggets amin'ny vidiny mirary hatrany no atolotray hoanareo 🤤

19/09/2024

🍟 Pomme frite amin'ny vidiny mirary dia mirary 🤩🤩

Misy koa ny pain frite an ! 🥖🍟

Photos from GAMES Billard's post 18/09/2024

🎱 Games Billard Ampandrana Besarety ,50 metatra mitsofoka pavé miala eo amin'ny croisement hôtel Grégoire La Rotonde .

💯 Misokatra isan'andro ,alatsinainy hatramin'ny asabotsy ,manomboka amin'ny 9ora maraina ...

👉 Misy parking 🚘🛵

21/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mandresy Axel, Fanahy

15/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sitraka Rajaona, Mïåh Mãr Vÿñ, Adals Pool

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ampandrana Besarety
Antananarivo