Fionna MDG

Fionna MDG

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fionna MDG, Antananarivo.

19/04/2026

Hello! Hello! 😍😍
Raikitra indray ary ny PROMO NOUVELLES CLIENTES manaraka ee 😘😘 manomboka rahampitso 👉👉 ALATSINAINY 20 AVRIL 🙏🙏❤❤

20 000ar monja ( Maillot & Aisselles) CIRE CHAUDE SANS BANDE MARQUE ENZO NO AMPIASAINA

MP daholo izay haka RDV tompoko! 🙏

✅ PRÉSTATION À DOMICILE
✅ FRAIS DE DÉPLACEMENT À PART

15/04/2026

✨ Besoin d’une peau douce et nette ? ✨

Profitez de notre service ÉPILATION À DOMICILE 🏡

✔️ Confort chez vous✔️ Travail propre et professionnel✔️ Résultat doux et durable

💖 Dites adieu aux poils et bonjour à une peau lisse !

📩 Contactez-nous en message privé.
👉 Sur rendez-vous uniquement📍

✨ Prenez soin de vous, vous le méritez ✨

05/04/2026

Que Pâques soit pour vous un moment de foi, d’espérance et de bénédictions. 💖

01/04/2026

Hello!! 😍
TAPITRA @ SAMEDI 4 AVRIL ho avy izao ny PROMO natokana ho anareo cliente vaovao an!!
Kely sisa fa araraoty aloha e 🥰

25/03/2026

Coucou!! Aza adino fa mbola mitohy foana ny PROMOTION NOUVELLES CLIENTES aniee 😍
20 000ar maillot & aisselles.

SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT

11/03/2026

😍 PROMO NOUVELLES CLIENTES 😍
Averina kely indray ary ilay PROMO fa tinareo be mihintsy ee. 🥰

Natokanay ho anareo rehetra izay vao anao épilation ato aminay izy ity, na efa zatra nanao épilation na izay mihintsy vao anao épilation 🥰

Tonga dia atomboka rahampitso JEUDI 12 MARS indray ary 💖💝❤

SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT EN MESSAGE PRIVÉ 📬

10/03/2026

Ho anareo rehetra manontany hoe mivarotra Cire EPILODERM ve izahay? Ato anatin'ity vidéo ity ny valiny tompoko!
👉 TSY MIVAROTRA CIRE ÉPILODERM TOMPOKO IZAHAY 🙏

Photos from Fionna MDG's post 08/03/2026

Hello! Hello! 😍
Ireto indray ary ny retour t@ Cliente vaovao ee 💖 Toraka Voninkazo ho anareo 🌹🌹
Zaraina izao mba hampisy motivation anareo rehetra 🙏🙏🥰🥰

07/03/2026

🌸 ÉPILATION À DOMICILE 🌸

Te hanana hoditra malama sy madio ve ianao?
Na efa nanao épilation na vao izay mihintsy vao hanao 😊
Izahay no manatona anao any an-trano 🥰

✨ Misy cire maro azo hisafidianana, mety amin'ny budjet anao sy amin'ny hoditrao 😍

✨ Asa madio sy matihanina

📩 SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT!

MP POUR PLUS D'INFORMATIONS 🙏

06/03/2026

TAPITRA NY 8 MARS HO AVY IZAO NY PROMOTION NATOKANA HO ANAREO VAOVAO REHETRA ALOHA AN 🙏

22/02/2026

😍 PROMO NOUVELLES CLIENTES 😍
Natokanay ho anareo rehetra izay vao anao épilation ato aminay izy ity, na efa zatra nanao épilation na izay mihintsy vao anao épilation 🥰

Manomboka ny LUNDI 23 FÉVRIER 💖💝❤

SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT EN MESSAGE PRIVÉ 📬

15/02/2026

Tapitra indray ny PROMO St Valentin antsika.
Miverina @ tarifs normal indray isika tompoko Mankasitraka indrindra 🙏

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00