01/04/2026
๐ด DISTRIKAN'I SOAVINANDRIANA
๐ Rivo Setra RANDRIANARISON no handray ny toeran'ny solombavambahoaka
i Rivo Setra RANDRIANARISON no handray ny toeranโny solombavambahoakanโny distrikanโi Soavinandriana manomboka izao araka ny fanapahana navoakanโny HCC androany.
Natsahatra taminโny asany ny solombavamabhoakanโi teo aloha Romeo RAMANANATANANA izay voarohirohy tamiโnny afera fikasana hanondrana sokatra antsokosoko tamin'ny taona 2024 araka ny fanapahana navoakanโny HCC androany ihany.
-โ-------------------------------
๐ Araho hatrany page
31/03/2026
๐จ ๐โ๐พ๐ผโ๐ : " ๐๐ค๐ช ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ช ๐ง๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ฅ๐ค๐ ๐๐ช ๐๐ช ๐๐ ๐๐๐ธ๐๐ : ๐ธ๐๐ซ๐ ๐๐ ๐๐๐ซ๐ ๐๐ช ๐ฝ๐๐๐๐ง๐๐ ๐ซ๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐ ๐๐ช ๐๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ช ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐ค๐๐ฅ๐ ?" ๐๐ฅ
Miantso Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM izay tarihin'i Filoha ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒ๐น ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ sy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa mba ijery akaiky manoloana ny raharaha ao aminโny Universitรฉ Itasy (Soavinandriana).
Ny fanadiovana tokony ho natao ve dia nivadika ho "๐
๐ข๐ก๐๐ณ๐๐ง๐ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐"?
๐ต๏ธโโ๏ธ Araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana, dia mandeha ny feo fa ny ๐ง๐ฎ๐น๐ฒ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฒ๐ธ๐ถ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ dia mampiasa ny fahefany "๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐" izay rehetra naneho hevitra (commentaires) tanaty tambajotra:
๐ถ๏ธ Hatramin'ny hevitra navoaka tamin'ny anarana tsy fantatra (anonyme) dia heverina fa arahin'izy ireo hatreny amin'ny Cybercriminalitรฉ.
โ Izay rehetra tratra na voatondro molotra ho nanohitra ny tsy rariny dia voarahona ho voaroaka avy hatrany.
๐ค๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐: ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐!
Tsy avelantsika ho irery ireo sahy mijoro!
๐๐น๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ na olona fantatrareo voantso na niharan'ny tsindry mivantana na ankolaka (Pression/Menaces) mahakasika ity raharaha ity.
๐๐ป๐ซ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ mandefa
๐ท๐๐๐๐๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐ (๐ผ๐ฟ) ato amin'ny pejy avy hatrany.
๐ Ny pejy dia miantoka ny tsiambaratelo tanteraka (Anonymat) mba hiarovana ny hoavin'ny mpianatra sy ny mpiasa.
๐ก Ny fampiasana ny Lalร na momba ny Cybercriminalitรฉ mba hamoretana ny fahalalahana miteny sy hanaronana ny gaboraraka dia endrika fitantanana "๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐". Amin'ity ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ ity, ny mpitantana mahay dia izay mihaino sy manitsy ny diso, fa tsy izay manenjika ny mpitaraina.
โ๏ธ"๐๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฉ๐๐

โ๏ธ"๐๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฉ๐๐๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐๐๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐, ๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ง๐๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ค ๐ข๐๐ฉ๐๐๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐๐ง๐!" ๐๏ธ
๐ฌ ๐๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐! ๐๐๐ฎ ๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฒ๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ๐ต๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐๐ฟ๐ฎ.
๐ข๐๐๐ร ๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ !๐
Gen Z Madagasikara GEN Z ITASY Collectif du Mouvement Gen Z FMPA Fikambanana ny Mpianatra Politeknika Antananarivo Tolom-bahoaka ofisialy Gen Z Ankatso
29/03/2026
๐จ ๐โ๐ธโ๐ป๐ธ๐๐ผ ๐ธ๐ ๐ธ๐๐โ'โ๐ ๐โ๐๐๐ผโ๐๐๐ร ๐๐๐ธ๐๐:
๐ธ๐โค๐ธ ๐๐๐ธ๐ ๐ฝ๐ธโ๐ธ๐๐ธ๐โค๐ธโ๐ธ? ๐๐ซ
Miantefa mivantana aminโny ๐ ๐๐ฆ๐จ๐ฃ๐ฅ๐๐ฆ Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa sy ny fitondranโny ๐
๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM ity antso vonjy sy fanairana avy ao aminโny ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐รฉ ๐ฐ๐๐๐๐ (๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐) ity. Miseho ny fanararaotam-pahefana mihoapampana ataonโny Talenโny Universitรฉ ao an-toerana.
๐๏ธ ๐๐๐ง๐ฅ๐๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐๐ง๐ฆ๐ข ๐๐ ๐๐๐ง๐ฅ๐๐ก๐ฌ ๐๐ง๐๐ฆ๐ฌ
Tsy vao izao ity fomba fitantanana "๐๐ข๐๐ฒ ๐๐๐๐จ๐ง๐" ataon'ny talen'ny Fampianarana ambony ity .
Araka ny fitarainanโireo mpiasa, dia efa fanaony hatraminโny naha-Vice-Prรฉsident azy teny Ankatso izany fomba fiasa izany.
๐ซ ๐๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐๐๐๐ญ๐๐ข๐ซ๐๐ฌ : Nanomboka taminโny ๐๐๐๐ no efa nisy niasa anefa tsy nisy noraisina ho mpiasa raikitra fa izay "๐ฝ๐ฒ๐ช๐ทโ๐ท๐ ๐ฃ๐ช๐ต๐ฎ" sy izay mpisolelaka ihany no mahazo vahana sy mahazo toerana.
๐ฑ Ny mpiasa tsy mahateny ny marina satria voarahona ho voaroaka raha misy mijoro manohatra ny famoretana. Ny "Mpisolelaka" kosa dia mahazo tombontsoa sy avara-patana hatrany.
๐งฌ๐ก๐ฌ ๐ข๐ก๐๐ฉ๐๐ฅ๐ฆ๐๐ง๐ ๐๐๐ฆ๐ "๐๐ข๐ฉ๐ ๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐๐ฆ๐๐ก๐"
Ny tena mahataitra dia ny tetika maloto amin'ny fifandimbiasana eo amin'ny fitaleavana.
๐ Tapitra afaka fotoana fohy ny fe-potoana iasany, saingy mandeha mafy ny feo fa ny ๐ณ๐๐ง๐๐ง๐ฒ ๐ข๐ก๐๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐ก๐จ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ข๐ง๐ ๐ก๐๐ฉ๐๐ญ๐ซ๐๐ค๐ eo aminโny fitaleavana hisolo azy.
โ๏ธ Aiza ho aiza ilay ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ raha mbola ny "๐รฉ๐ฅ๐ค๐ฉ๐๐จ๐ข๐" (fampidirana fianakaviana) sy ny toetsaina lo no manjaka ao amin'ny fampianarana ambony?
โ๏ธ ๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฅ๐ข๐๐๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก๐๐ง๐ฌ ๐ง๐๐ข๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐
Tsy misy indrafo! Ireo mpianatra sahy mijoro manohitra ny fanaparana fahefana dia ๐ซ๐จ๐๐ก๐ข๐ง๐ ๐๐จ ๐๐ง๐๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐. ๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐๐ฒ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ผ๐ฎ๐๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ?
๐ก ๐๐ฒ ๐๐ง๐ข๐ฏ๐๐ซ๐ฌ๐ข๐ญ๐ ๐๐ข๐ ๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ๐ฆ-๐ฉ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐, ๐๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ "๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ค๐๐ฏ๐ข๐๐ง๐" ๐ข๐๐๐ง๐๐จ๐ฏร ๐ง๐. ๐๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐๐จ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ ๐ฆ๐ข๐ฅ๐ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ก๐๐ข๐ณ๐-๐ฆ๐๐ง๐๐จ (๐ผรฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐) ๐๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐ ๐ญ๐๐ก๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ฆ๐จ๐ซ๐๐ญ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ ๐ก๐ข๐ญ๐๐ณ๐จ๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐ง๐.
๐ฃ ๐ผ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ข ๐ต๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐ข ๐๐ฃ๐๐๐๐ข ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ข ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐'๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ธ๐๐๐๐ข!
๐ฅ "๐๐ฎ ๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐จ๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ ๐ก๐ค๐ฏ๐ ๐๐ค ๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐๐ซ๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ค๐ง๐!" ๐๏ธ
๐ข๐ฆ๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐ข๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ฅ๐๐ฅ๐๐ก๐ฌ ๐
25/02/2026
AUGUSTIN ANDRIAMANANORO - EFA ANY FRANTSA.
Mibanaka ve ny sisin-tanin'i Madagasikara ?
Niala teto Madagasikara ny alahady teo nihazo anโi Mayotte ary efa tonga any Paris renivohitrโi Frantsa. Manana zom-pirenena Frantsay izy ka tsy sarotra aminy ny niditra tany an-toerana.
Sambo no nambaran'ny fahitalavitra Mayotte 1ere fa nitondra azy niala teto Madagasikara nihazo an'i Mayotte ny alahady lasa teo ary tao izy no nandray fiaramanidinanihazo an'i Renivohitr'i Frantsa.
(c)Fm 100.8
29/01/2026
๐จ N๐๐๐๐๐๐๐๐ผ N๐๐๐ผ๐๐ ๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐'๐๐ ๐๐๐๐๐ฝ๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐, ๐๐๐ ๐, ๐๐๐ , ๐๐๐๐๐-๐ฝ๐ผ๐๐๐ผ๐๐ผ, ๐๐ผ๐๐๐๐
๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐จ๐ฃ๐จ...
Nirohotra nihazo ny Lapan'ny TSIMBAZAZA ireo mpitarika ny Fikambanan'ny mpitolona mivondrona ao amin'ny V.A.T.O ahitana ny GEN Z, GEN Y, GHM , TOLOM-BAHOAKA, TANINJANAKA sns...
Maro ireo fitakiana hoentina tamin'izany :
- Nitaky fihaonana tamin'ny SADEC
- Tsy mila REFOZATION
- Mitaky fandravana ANTENIMIERAM-PIRENENA
- Mitaky Refondation tena izy.
- Mitaky fandravana ny GOVERNEMANTA
- Mitaky handravana ny CENI
_Mitaky ny handravana ny HCC.
23/01/2026
๐Manamafy ireo efa voalaza ity sary ity.
Ny fijerana ny tombotsoa manokana sahady no manjaka ao amin'io ASSEMBLรE NATIONALE io.Ary ny Dรฉputรฉ RAJERISON Antoine dia efa namaky batsilana izany tao aorian'ireny fanesorana DรPUTร ireny.Ireo izay manaiky hiaraka dia mahazo famindram-po,ireo tsy mainaky kosa dia na esorina na hadoboka.
Rehefa amin'iza dia tsara ny mihavana?Ary rehefa amin'iza dia tsy mety ny mihavana?.Azo atao tsara ny mihavana saingy tsy hafoana ny vitany izany.
Miandry anao sy RAJOELINA ary RAVATOMANGA hifandray tanana sisa dia tafita ny tolona ho anao.
Tsy manana olana amin'ny olona izay hiavananao izahay.
Fa aza ny adinonao Atoa Siteny fa ireo no NAMPIJALY anay nandritrin'ny taona maro, ary namono anay mivantana teny an-kianja.
21/01/2026
๐REHEFA TSY NANARAKA NY DEBANY NAKANY DUBAร ITY NAMPIJALY MPITOLONA ITY DIA ATAOVY MANARAKA NY LEHIBEHINY ATY IMERITSIATOSIKA.๐
.
20/01/2026
FIDY TMH taloha,...Omaly ...ary ANKEHITRINY...
Kopatanana manokana ianao Mme La ministre โ