10/09/2026
Nostalgie kely vao maraina😍
Olona 4 no nizaraiko an'ity ticket ity tamin'izany ary 2 amin'ireo mbola manaraka ahy hatramin'izao. Mety gaga nareo fa maninona no 4 fotsiny.
Tsy hoe membre ana groupe privé ireo tamin'izany fa nanao abonnement special côte be taty amiko.
Satria tsara ho fantatsika, fa ny côte be dia tsy azo hirobarobana isan'andro toy ny côte kely. Ary rehefa hisafidy an'io ianao, dia maka stratégie hafa isika haharentable azy.
Fa tsy any loatra no tiako horesahana amin'ity pub ity fa sendra nijery ny archiveko tato aho dia nahita an'ity ticket ity.
Côte 50 teo eo izy ity. Nareo ko ve mahita fa hafa mihintsy ny tsiron'ny boom toy ity ? Araho tsara ary anie fa sady mampianatra aho.
Voalohany, ny ticket multiple be côte mahazo, dia misy base tsy mihoatran'ny 5 séléctions foana. Ireo base ireo dia manana côte entre 1.6 et 2,3. Dia le adrenaline miandry an'ireo hipasse no tena matsiro be😅satria ny côte kely namany kosa tokony hoe efa mande hoazy, ary izay ko no tena nitiavako azy ity satria tennis😍. Raha olona tsy mahazaka kosa aloha dia tsy conseilleko hijery live direct fa aleo miandry valiny fotsin sao dia hanahirana😂.
20 octobre 2022.....................20 octobre 2026 🤑
Hilancer défi indray aho amin'ny tennis be côte. Mino aho, fa à partiran'ny anio 10-09 hatramin'ny 20-10, dia ho vitako ny hamerina na hanao tsaratsara noho io ary efa mampanantena anareo mpanaraka ahy aho fa tsy maintsy ho tanteraka izany💪.
👉Ary enao, côte firy ny côte farany ambony efa azonao ? Mba zaraio ao amin'ny coms. Perso : côte 144🤑