30/03/2026
๐ฃ๐ฅ3FB Miray. alefa iny Lalana iny๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ
Firaisana - Fanatanjahantena - Fahasalamam-bahoaka
30/03/2026
๐ฃ๐ฅ3FB Miray. alefa iny Lalana iny๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ
23/02/2026
๐๐๐ Prรฉsentation de voeux 2026๐ FFFB KICK BOXING ๐ช๐ฅ๐ฅ mankasitraka ho anareo ray amandreny manome fifampatokisana ho anay๐ tsy miteny be izahay fa zava-bita no ifampitsarana tompoko ๐๐๐๐๐๐๐
๐ฅ๐๐izy ilay mahery avy ato aminy club an'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka kick boxing ๐๐๐๐๐๐๐ mihezaka hatrany๐ช๐ฅ๐ฅ
Relรจve ๐ฅ๐ช๐ฅ Alefa 3FB๐๐๐๐๐๐๐
10/01/2026
๐ฅ๐ฅ๐ช Ireo izy 5 mirahalahy tonga voalohany androany๐ฅ relรจve vaovao. Dia ho ita tsika eo ary ny fivoarany ry zareo e!๐ฅ๐ช๐ฅAlefa ๐
04/01/2026
๐ฅณ๐๐ Miarahaba antsika tsy akanavaka izay manaraka ny pejy nahatratra ity taona vaovao 2026 ity๐Tratran'ny taona daholo tsika mianankavy๐ izahay ato amin'ny club 3fb kick boxing moa dia mihezaka hatrany hanome ny tsara ho anareo๐ชdia misaotra ho anareo Ray amandreny nanome fifampatokisana ho anay. Mankasitraka tompoko๐
Maro ianareo ato no manontany hoe rovina no miditra.๐ช
๐ Ka izao,misy tolotra kely omenay ho anareo ito
๐ Izay olona vaovao 5 tonga voalohany amin'ny 10 Janoary io dia tsy madoa droit fa ho raisina mpikabana avy hatrany๐ฎ
๐Satria amin'io 10 io tsika no miditra. Ka tongava soa ary e!๐๐๐๐๐๐๐
31/12/2025
๐ฃ๐ฅMirahaba antsika rehetra nahatratrany ity faran'ny taona 2025 ity. Dia samy ho tratran'ny taona 2026 daholo.
Mihezaka hatrany fona mitazona ny vokatra ny club
Vokatra azo tamin'ity taona 2025 ity
1- ๐ 07/02/25 TANIN-KETSA ROUND 3 CBA ALASORA Organisรฉ par le CLUB Cisc.
๐ 7 COMBATTANS
๐ 5 VICTOIRES
2- ๐ 23/02/25 Championnat section tana ville classe B,C au Gymnase Besarety.
๐ 15 COMBATTANS
๐ 11 VICTOIRES
3- ๐ 02/03/25 Ouverture Championnat analamanga classe A,B,C au Gymnase ANKOAY Akorondrano.
๐ 13 COMBATTANS
๐ 9 VICTOIRES
4- ๐ 12/04/25 Coupe de l'ocean Indien au Palais de sports mahamasina.
๐ 5 COMBATTANS
๐4 VICTOIRES ๐ 2 internationale
๐ Nalidah et Jessica
๐ 2 locaux
๐ Nandrianina et Fetra
5- ๐ 25/05/25 Championnat section tana ville classe A Gymnase Ampefiloha.
๐ 7 COMBATTANS
๐ 4 VICTOIRES
6- ๐ 22/06/25 Combat Avenir champitre V Gymnase Mahamasina Organisรฉ par le club Lion Force.
๐ 15 COMBATTANS
๐ 9 VICTOIRES
7- ๐ 26/07/25 Championnat regional Analamanga Classe A cadet, junior, seniors au Palais de sports Mahamasina.
๐ 8 COMBATTANS
๐ 5 VICTOIRES
8- ๐ 16/08/25 TANIN-KETSA ROUND 4 CBA ALASORA Organisรฉ par le club Cisc.
๐ 9 COMBATTANS
๐ 9 VICTOIRES
9- ๐ 06/09/25 rencontre KIDS 3 รฉme edition Organisรฉ par le club Afkm.
๐ 11 COMBATTANS
๐ 10 VICTOIRES
10- ๐ 30/11/25 Combat Avenir champitre VI au Gymnase Mahamasina,Organisรฉ par le club Lion Force.
๐ 20 COMBATTANS
๐ 15 VICTOIRES
11- ๐ 12/12/25 XTREME FIGHT NIGHT au Petit Palais Organisรฉ par le club Lion.
๐ 3 COMBATTANS
๐ 2 VICTOIRES Eric et Nalidah
Mankasitraka ho any membre du bureau izay taritin'ny presidente.
Soa
Randriamanga
Randrianaivo
Raoilison Bruno Andrianantenaina
Marius Randrianarivelo
Maitre Dina
Coach Tovondray
Isaorana manokana maraine Mbolatiana Raveloarimisa
Dr Domoina Soa Kanto Rakotonoely
Youck รeta Choum's
Andrianary Lazer Tony
Tokiniaina Le Petit Boxeur
Sy ireo tsy voatanisa fa teo fona ianareo nahanampy ny club mankasitraka tompoko.
Ary mino sy manatena fa mbola ho tsaratsara kokoa noho ny vitanareo ny fanampiana ny club aminy taona vaovao 2026. Ary tsy adino ihany ko ianareo relรจve rehetra ๐ Alefa mihezaka hatrany ๐๐๐๐๐๐๐INY LALANA INY๐
14/12/2025
๐ฅ๐ฅ๐ชXTREME FIGHT NIGHT ๐ช๐ฅ๐ฅ
Izahay ato aminy club ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka KICKBOXING dia faly maneho fisaorana ho an'i Maรฎtre BOTO GILBERT nahatotosa aniny Xtreme fight night iny fa tena raitra dia raitra ๐mankasitraka ๐Faly ny combattants (e) Satria nahita zavatra TSY Mbola itany zareo iny. Mafinaritra ๐
๐ฅ๐ฅ๐ช Izahay oa tsy be vava Izany fa zavabita fona no ifampitsarana
๐ 3 combattants
๐ 2 victoire
Mankasitraka anareo rankizy a! Iny lalany iny fona alefa relรจve Alefa๐๐
๐Ary ny tena lehibe dia manao fisaorana ho anao izahay Marraine mdm Mbolatiana Raveloarimisa fa teo aminay fona ianao nanampy anay tsy adino ihany ko ianao Dokotera Rakotonoely Domoina Soa Kanto ary ihany koa Tony Lazer Andrianary Mankasitraka b ho anareo๐ Alefa
05/12/2025
๐ฅ๐ชEfa kely sisa dia tonga ity Ilay ady mafana๐ฅ๐ฅ Aza tara ary ny mividy billet Sao dia taraiky eo,aleo maita tohizay tantaraina oa๐ช๐ฅ Telo miandahy ny relรจve FFFB KICK BOXING no mandray anjara aminio ady io๐ช๐ฅ๐๐๐Alefaaaaa๐ฅ
01/12/2025
๐๐ฃ Odeeeee,๐ข Izahay avy ato aminy Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka KICKBOXING dia faly maneho fisaorana ho any club Lion Force Izay tarisin'i maรฎtre BOTO GILBERT๐ช nahatotosa aniny ๐ฅCombat Avenir๐ฅ chapรฎtre VI iny๐ mankasitra ๐
๐ 20 combattants (e)
๐ 15 victoires
๐Mihezaka hatrany hatrany foana rankizy ๐ฅ๐ฅ๐ช
Mankasitraka be ho anareo๐ iny lalana iny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐