08/01/2026
Araky ny vaovao nampitain ny avy amin ny Section dia amin, ny Alahady heriny no atao ny finale ny section. Izany hoe alahady 18 janoary raha tsy misy ny fiovana
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from As Coindre Arivonimamo, Sport & recreation, Arivonimamo, Antananarivo.
08/01/2026
Araky ny vaovao nampitain ny avy amin ny Section dia amin, ny Alahady heriny no atao ny finale ny section. Izany hoe alahady 18 janoary raha tsy misy ny fiovana
05/01/2026
Asaina isika mpilalao As Coindre ho tonga amin ny sabotsy fa misy zava dehibe ho dinihana. Resaka D1 ilay izy. Merci
01/01/2026
Ny As Coindre dia Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao. Mirary fahombiazana ho antsika rehetra amin ity taona 2026 ity
Tsy mbola raikitra indray ilay finale tokony atao amin ny alahady 21 décembre fa mbola taraiky any Maevatanana hono ny Président section e
Amin' n'y alahady 21 décembre ilay lalao famaranana section D2 atao eny Imerintsiatosika.
08/11/2025
Misaotra ny Fmf sy ny ligy football itasy
01/11/2025
Isaorana ny Fmf sy Ligy football Itasy tamin ny fanolorana baolina ho fampiroboroboana ny ny baolina kitra eto Madagascar. Nisitraka ny fanampiana ny Ecole de football As Coindre Arivonimamo koa dia mankasitraka indrindra Tompoko.
Noho ny antony tsy azo anoharana de mihemotra ilay finale section izay tokony atao amin ny alahady
13/09/2025
Avec Bono
Amin ny alahady 24 Aogositra zao am 02 ora ny demi finale section atao eny Imerintsiatosika. Mama fc vs As coindre
29/06/2025
Championnat section Arivonimamo quart de final , As Coindre 1-0 Talenta school. Merci, Arigato zalahy a
Manao match d'ouverture ny vehivavy As amin ny alahady amin 12 ora. Lazao daholo zareo