Aleo tsy misy toy izay manan-dratsy😌🎶
B-Moral
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from B-Moral, Sport & recreation, Antananarivo.
BETSAKA NY MPIHATSARAVELATSIHY FA TSY NANTSOINA HOAMIN'IZANY IALAHY👊
AZA ADINO FA ANDRIAMANITRA MANOME RARINY NY OLOM-BOAFIDINY FOANA 👌☄
MIADY DIA REHEFA LAVO MIARINA INDRAY, RAHA MAFY IALAHY MBOLA MAFY NOHO IO FIAINANA IO✊
FANTARO FA ANDRIAMANITRA DIA MANANA LALANA, SY DRAFITRA TSARA NOMANINY HO ANAO🙏🎶
NY FEO SY NY ADALAN'IALAHY TSY MAINTSY ALAHELOVANA REHEFA MIKIPY NY MASO😪✝
Ny ady hatrehinao anio.🥺
Mbola ho fandresena rahampitso✊❤
13/10/2023
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo