06/04/2026
Lundi de Pâques mibikabika 🥰🙏
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Natiora Agri, Dago, Antananarivo.
🌿 Bienvenue chez Natiora Agri 🌿
Votre partenaire pour l’élevage et la ferme : poules, œufs, équipements et produits agricoles de qualité.Grandissons ensemble avec la Nature 💚
06/04/2026
Lundi de Pâques mibikabika 🥰🙏
05/04/2026
Ny fiainanay tantsaha 🥰
Tsara ny Mamboly sy miaina miaraka amin'ny Natiora 💚💚
Mandroso tsikelikely 🌱
Efa eo am-pikarakarana ny tsara indrindra hoanareo izahay eto amin'ny Natiora Agri 💚
Mbola betsaka ny ezaka ilaina, mbola mianatra, sy miezaka manatsara hatrany izahay.
Aza misaraka aminay 💚
Natiora Agri , grandir avec la Nature 💚
29/03/2026
Bon Dimanche daholo isika o🥰🥰🌞🌿🌿
28/03/2026
Ny Hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no soa. 😍😍
Ny fambolena na ny fiompiana rehetra dia miainga amin'ny fikolokoloana taninketsa na pépinière. Ny relève rehetra dia mandalo ilay taninketsa. 🌱🌿🌳🌞
Mandroso hasina daholo aza Tompoko o 🥰🥰🙏
24/03/2026
Ny tany no iandohan’ny fiainana,
ary ao no anorenana ny hoavy. 💚
Natiora Agri , Grandir avec la Nature
🌿 NATIORA AGRI 🌿
Ny hoavin’ny ankizy dia atomboka amin’ny tany 🌱
Ato amin’ny Natiora Agri , tsy mivarotra fitaovana fiompiana sy vokatra ara-pambolena fotsiny izahay fa …
👉 Mampianatra
👉 Mizara traikefa
👉 Manome fanohanana sy fitarihana matianina
👉 Mampita soatoavina
👉 Ary mampifandray ny olombelona na ankizy na lehibe amin’ny Natiora.
Ny ankizy no ho avy …
Ary ny tany no fototra.
20/03/2026
Ry Zalahy 🔥🐓
18/03/2026
Avy amin’ny tany no iandohan’ny zava-drehetra 💚
Ny natiora no harena lehibe indrindra ananantsika
Miaraka isika, andao hiara-hivelatra sy hifandray amin’ny natiora 🌱
👉 Mifidiana ny voajanahary
👉 Mampiroborobo ny fambolena sy fiompiana
🚜 Ho avy tsy ho ela eto amin'ny Natiora Agri :
✔️ Fitaovana hoan'ny fiompiana
✔️ Fitaovana hoan'ny fambolena
⚠️ Stock voafetra
✔️Torohevitra sy fanohanana matihanina ho an’ny mpiompy sy mpamboly
Araho ny pejy fa mbola betsaka ny hozaraina aminao 😉
📞 032 13 886 34
📧 [email protected]
17/03/2026
Mikarakara am-pitiavana isan'andro 💚
Miezaka manatsara tsikelikely
« La vie commence ici… 🐣🥚
De l’œuf au poussin, chaque étape est un miracle de la nature. »
16/03/2026
📢 Torohevitra momba ny fiompiana akoho 🐓
Omeo rano madio isan’andro ny akoho mba ho salama sy hatanjaka tsara. 💧✅
Natiora Agri – Grandir avec la Nature 🌿