22/02/2025
Zao tapak tao e,
Droit 30 000ar
Assurance 5000ar
Écolage par mois 5000ar
Miandry confirmation Ilay andohalo d miatomboka n'y kotrana Mois de Mars mis salle 3 itan maître fa Ilay ao andohalo sy ao ambatoroka n'y assure
Heure d'entraînement
Alarobia_13h
Samedi_10h mety miova aprem miankina @ fahafany rehetra
Lahady _10H début de Mars manomboka ny entraînement alefa eto n'y toerana ikotranana mankasitraka
19/02/2025
Miarahaba atsika rehetra n'y tenanako
Fampahatsiavana Kely amini'ilay fivoriana @ asabotsy ho avy Zao
Izay atao eo @ cité Mandroseza @ 10h eto n'y fotoana
Ka aoka isika izay vonona sy mazoto andrafitra n'y club MBA ho Tonga n'a iantso ity laharana ity 0342215800
13/02/2025
Faly miarahava atsika ny tenako betsaka ianareo no nandefa Message fa Tsy voaavaly noho ny atereny fotoana.
Isokatra n'y Saison 2025 manomboka ity février ity ka aoka isika izay mazotoa amaky tsara ity hafatra ity Ary hiantso avy hatrany fa Tsy handefa hafatra miafona
1= Misy fivoriana n'y eriny asabotsy izao le 22/02/25 izay atao ao @ Cité Mandroseza apitany akany.
2_ Aminio fotoana Io no andraisana pianatra vao2 rehetra Ary anapahana ny andro s'y Ora ikotranana
3_ manomboka 6ans no miakatra no raisina lahy sy vavy
4_ Aoka MBA ho Samy matotra daholo isika fa anatanteraka dingana maro amity taona ity.
5_ 0342215800 Ny Aina __ 0348581000 Maitre Patrick Ray amninireo no afaka iantsona . Misaotra tompoko MBA mangataka partage ho an'izay namana .
03/06/2023
Miarahaba atsika fanamarihana kely rahampitso @ 08h30 ny fandraisana pianatra vao2 ka manasa anareo mba ho tonga maro lahy na vavy debutant sy debutante
0342583406_0341811596 Mr Ivon
28/05/2023
Manaja tompoko izahay avy eto amn club AMAKI(Akon'ny Mandroseza Kick Boxing dia manada anareo izay vonona anatevona ny club mandray debutant sy debutante manomboka 5ans no miakatra dia efa mety
Raha mila fanazavana fanampiny afaka miantso 0341811596
18/03/2023
Miarahaba antsika rehetra panaraka I to Pejin Primature Kick Boxing ito, Eto ampiandohany dia ilana tsiny nohon'ny tsy fandrenesana vao2 mombany club faharoa nisy olona kely teo @ resaka Salle ikotranana atao dojo rehefa nikaroka mo dia nahita Salle malala ihany ka izao ary ny vao2
1_Toerana EPP mandroseza
2_Droit_30 000ar
3_Ecolage_15 000arpar mois
4_Mitondra_1200ar par personne isakiny mikotrana hofana Salle
5_zaza 4 ans miakatra no Afaka miditra members
6_ Lahy sy vavy na EFA RAD na tanora tsy mifidy fa afaka miditra membres avokoa
7_Tenue de sport obligatoir Miaraka @ rano fisotro
8_Fanajana ny discipline ho any tsirairay avy
9_Misy maitre 2 ny miandraikitra ny Club Maitre Patrick_Maitre Eric ny akoatrizay tsisy
10_ Fahazotoana mikotrana
0341811596 Raha mila fanazavana fanampiny Mr Ny Aina misaotra indrindra tompoko manantena ny faghatongavanareo izahay
07/02/2022
MIARAHABA ATSIKA REHETRA
NY tapaka t@ fivoriana omaly no otateriko ho an ireo izay maniry ny Te iditra club kick boxing primature
Lahady izao ny fotoana fanomboany entrainment amn 9h30 eny andohalo eo amn tsangambato ny ftoana
Resaka droit sy ecolage
Droit-30 000ar
Ecolage-10 000ar
Ra mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso 0340131344
28/01/2022
Miarahaba antsika rehetra izay manaraka NY page NY club kick Boxing Primature Mahazoarivo. Maro ianareo no manontany mombamomba NY club sy NY fomba idirana membres tonga izao NY fotoana. Araka NY lamina napetraky Maitre Patrick dia NY alahady 06 fev 2022 izao NY fivoriana en y andohalo lycee @ 9h 30ka manasa anareo rehetra izahay ho an izay te iditra pianatra vao2 na lahy na vavy na zaza na efa lehibe. Raha mila fanzavana fanampiny 0340131344. Misaotr tompoko mba paratge kely raha mety