01/01/2026
Bonne année jiaby 🥂🥰
Mirary soa sy fanambinana arahana ozatra be ho antsika amin'ity 2026 ity a.
Miverina misokatra isika rahampitso 2 janvier 2026 sao dia tara an ☺️
Efa ato izahay miandry anareo anatanteraka ny vatana nofisinareo♥️
Tsy miova ny tanjona fa ny teknika anatanterahana azy no ampiantsika!!
24/11/2025
Mbola tsara atsika jiaby👋
Sortie 16 novembre 2025 tany amin'ny Espace Roberto.
Nahafinaritra ny fiarahana, mankasitraka antsika rehetra tamin'ny fahatongavana🥰
Amin'ny manaraka atao misimisy apiarahana amin'ny sosisy (fumé matsiro be)
Mbola maro be ilay sary fa alefao ao amin'ny com's ny anareo❤️
Mazoto mikotrana daholo 💞❤️
12/11/2025
Coucou ry manjakely sy bogoss en forme be isany👋🏻
Inona ilay folie nataonareo mba ikotranana??🥰
Rehefa tsy mihoam-pefy fotsiny dia mety👍🏻
Fa raha anao adalana kely aloha dia andao iaraka aminay amin'ny 16 novembre ho avy izao.
Ho any amin'ny espace Roberto eo anelanelan'ny Imeritsiatosika sy Arivonimamo 🥰 ⚽🏀🎸🛝
📌Frais 7.000 ariary + droit d'entrée 10.000 ariary.
Départ amin'ny 6 ora sasany!!!
✅Confirme-o par Mp na par téléphone amin'ny 0383569448 izay andeha.
🚨Aza adino fa👇🏻
❌Tsy votery ho tsara bika vo makany fa fiaraha-mikorana ho an'ny tia kotrana ny any😍😍
Na izany na tsy izany tohizo fona ny kotrana anh, mandray anareo izahay na débutant(e)s ny alatsinainy ka hatramin'ny alahady.💪🏻
Séance efa ainareo kosa fa 3.000 ariary fona, abonnement 45.000 ariary par mois.
Izay fa mazoto daholo!!!
28/10/2025
Bonne semaine dia bon kotrana daholo isika rehetra.
22/10/2025
Kaiza kaiza daholy ry nômm aa🤣🤣🤣
efa mafana be ny andro dia andao am zay aka forme fa mila atao gravy izio am décembre a🤣🤣
etina mivavaka krisimasy😄
efa vonona daholy ve nareo ry ekipa sa mbola iandry hoe aleo am erinandro😳
lozy matoritory ao apandrina ao iany ary hoa ko😫
samy otsarain ny atao eo 'nge dia itsirirtra ny afa eo
ny sorti atsika amin'ny le 16 novembre hoavy zao a...
NB: atsika daholy iany Acro Fit sy Classic gym fa aza msalasala eo😄
19/09/2025
Ao tsara ve!!
Efa misy azo raisina tsara otran'izao ve nendri le paisou🍑, efa ilay misy azo manoratra tsara iny ve vatan'ny ngahy io😅?
❌❌Tsy azo anaty fotoana foy nefa ilay forme nofinofisinao iny!!
🔶Koa raha mila salle ikotranana afaka manampy anao dia miandry anao izahay ato amin'ny acro fit.
➡️ Toerana : eo alohan'ny commune Fenoarivo, ao amin'ny première etagen'ilay trano grenat ny salle.
🥰Ndao ary fa efa manomboka mafana ny andro, aza miandry namana sy fotoana mety fa iny fotoana mahakamo anao iny mihintsy no mampisy vokatra miampy ireo coach manintsy anao💪🏻
Mirary faran'ny erinandro mahafinaritra ho anao izahay ♥️
19/09/2025
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Lulu Anicé James, Maman Tsokely, Maman Fitahiana, Assouman Pinar, Sandratra Razafiharimalala, Jimmy Mickael, ʬɸʬ Chan ʬɸʬ, Malala Santatra, Fetra Rak, Tiph Fyaro Sa, Håriniåinå Randriamanantsoa, Sandratana Lova Onontsoa, Jëssica Rakotondramanana, El Naghi Rakotonirina, Nambinintsoa Tahiana, Rfr Mi-sue Jessica, Peta Ratsy Kely, Aina Fanomezantsoa, Maman Harena Valimbavaka, Mahefa Heritiana, Mendrika Hajaina, ۦۦ ۦۦ ۦۦ ۦۦ, Elinah Harentsoa, Mandresy Hajaina, Eugénie Rdm, Nampoina Tj, ɭɭ Fameno ɭɭ, Julio Andrianina, Valisoa Tafitasoa, Tiavina Rms
10/09/2025
Bonsoir bonsoir !!
Tonga indray izahay o💪🏻
Tsy ho be lazao fa faly maita anareo indray izahay ato amin'ny Acro Fit. 🥰
Efee!! 📢Efaa lasa ilay periode mangatsika be dia avy amin'izay ikotrana anomana faran'ny taona sy krismasy milay be miaraka aminay.
👉🏻Fantaro fa misokatra fona izahay ny alatsinainy ka hatramin'ny alahady.
🫴🏻Misokatra amin'ny 6 ora sasany maraina ka hatramin'ny 7 ora Hariva ny alatsinainy, alarobia sy zoma.
🫴🏻Ny talata, Alakamisy ary asabotsy kosa dia amin'ny 5 ora maraina ka hatramin'ny 19h00 ihany ko.
🫴🏻Rehefa alahady dia amin'ny 8 ora ka hatramin'ny 3 ora folakandro.
Ny tarif tsy miova fa 3.000 ariary foana ny séance rehetra.
Abonnement 45.000ariary
Ndao fa ampianay ianao hanatratra ny tanjonao, na ho an'ny fahasalama fotsiny ary☺️
14/08/2025
Salama daholo!!!
Efa miditra amin'ny enimbolana faharoa amin'ny taona 2025 isika🥰
Dia vonona fona izahay ato am acro fit andray anareo💪🏻
Aza endrasana amin'ny eri-taona indray fa raha tianao ho salama fona ny vatana dia tongava mikotrana.
Miezaka manampy anareo araka izay tratra izahay fa andao ee!
Mazoto daholo.
08/07/2025
Hehe!!
Hajao fona ny fahadiovana rakizy malala an😂
Mamy kely oa ireo mpikotrana an'ny Acro Fit reo💪🏻
24/06/2025
Salama daholy !!
Iza no vonona ikotrana rahampitso 25 sy 26 julin osokafatsika ve ny salle...
Anareo mpikotrana ndray ary zao ny safidy alatsao coms raha sokafana ary 🙏💪