Templar MA

Templar MA

Share

Martial arts school - Action designer - Stunt performer

Photos from Templar MA's post 09/03/2026

Fizarana fehikibo
Mahefa Jiujitsugeek

Photos from Templar MA's post 23/02/2026

Février 2026
Mahefa Jiujitsugeek

21/12/2025

Tsy amin’ny MMA sy self defense ihany no ilaina ny grappling fa tena tsara koa anaty chorégraphie de combat.

09/12/2025

Discipline MMA
Te hianatra MMA nefa tsy te hianatra lutte sy grappling ? Tsy mety aminao ny MMA.
Mpampianatra MMA nefa tsy mampianatra lutte sy grappling ? Mialà fa fako.

Lutte sy grappling (fanjeràna sy tolona) : mitovy amin’ny rano ny lanjan’ireo zavatra roa ireo amin’ny MMA ka tsy maintsy hay raha tsy izany volosana fotsiny ianao anaty ring.

21/11/2025

Armes. Wushu. Chorégraphie.
TEMPLAR ACTION

17/11/2025

Tournage niaraka tamin’ireo armes vaovao

15/11/2025

Misy ray aman-dreny dia tena mahagaga.
Mba nahita fialam-boly tsara sy tiany ny zanany, arts martiaux izao ny anay, dia tsy ankasitrahany satria tsy mifanaraka amin’ny fisainany. Rehefa tsy tanany fa mikiry hanao ihany ilay zanany dia ataony mihitsy izay ahakivy azy, tsy tohanana ara-bola rehefa mahakasika ilay fialam-boliny nefa mba manan-katao : tsy omena frais sy ny vola ilaina amin’izany, rehefa maratra dia mahazo latsa.
Reraka ihany farany ilay zaza na ara-tsaina na ara-batana satria ny vola kely mba ananany tokony atao frais sy sakafo angonina ampiasaina amin’ilay zavatra tiany ka tsy maharaka intsony ny aina, ny tena rahateo tsy misy mpanohana ara-tsaina. Farany mijanona.
Dia ho gaga ianareo rehefa manao dépression sy miroana amin’ny fiainan-dratsy ilay zaza rehefa sendra naman-dratsy.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address


Itaosy
Antananarivo
102

Opening Hours

Saturday 06:30 - 11:00
Sunday 06:30 - 11:00