Bandy ratsy be iny ve rangah no mba hiadiva-tenisany otrizao?🤧
Faralahy
Trindrio suivre ambany io👇👇👇🙏
🎯 10k 🙏🏻
.
Rehefa tsy nisafidy ny hisy ihany zah de aleo mba zah ndray no hisafidy izay antom-pisiko🫶🏻
NGL: https://ngl.link/faralahy71156
29/07/2026
Saingy tsy tiako anefa zany eh🤧
Zäh ve nahalala fa lazaiko fa de ho mandrakizay anie ny anay tamreny eh🤦
Andao tsika hanao pro piscine de zah miantoka maillot de bain🤧
Fa mbola misy mihina paraky foana ve amzao androntsika zao?🤧
Ex: mbola tena tiako less elah ah🥺❤
Zah automatiquement: ...(coms)👀
25/07/2026
Petsana 👈🏻mba abonne-o ny pejy🥺🤎
RAHA MBA NAHAY NANAO MATOTRA AH ZAO OTRIZAY MBA EFA NANAMBADY 🤦🏻♂️
Kay ve mbola misy miseho rafozana zany kou eh🤧
Kay ve mbola misy tsy mahay michahondrahondra ihany amzao eh?😹
Click here to claim your Sponsored Listing.