FEROX SQUAD

FEROX  SQUAD

Share

๐š‚๐™ฐ๐™ป๐™ป๐™ด ๐š๐šŽ ๐™ผ๐š„๐š‚๐™ฒ๐š„๐™ป๐™ฐ๐šƒ๐™ธ๐™พ๐™ฝ โ†’๐™ต๐™ด๐š๐™พ๐š‡โ†
๐™ฐ๐™ฝ๐šƒ๐š‚๐™ธ๐š๐™ฐ๐™ฑ๐™ด / ๐™ฐ๐š–๐š™๐š’๐š๐šŠ๐š—'๐š—๐šข ๐šƒ๐š‚๐š (๐šƒ๐š›๐šŠ๐š—๐šœ๐š™๐š˜๐š›๐š ๐š‚๐šŠ๐š๐š›๐š˜๐šž๐š๐š’๐š—๐šŽ ๐š๐š’๐šŒ๐š‘๐šŠ๐š๐šŽ)
๐™ป๐šŠ๐š•๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š–๐š’๐š‘๐šŠ๐šฃ๐š˜ ๐š—๐šข ๐š๐š›๐š’๐š‹๐šž๐š—๐šŠ๐š•, ๐šŠ๐š๐šœ๐š’๐š–๐š˜๐š—'๐š—๐šข ๐š™๐š•๐šŠ๐šš๐šž๐šŽ ๐™ต๐™น๐™บ๐™ผ

19/05/2026

Nitazana ny asa fampandrosoana an'i D**o avy eny an-tendrombohitra dadan'lisany androany fa tsy nikotrana sady tsy niasa dia io amin'ny vidรฉo io ny zava-misy ๐Ÿ˜… naleoko nirifatra nody๐Ÿƒ๐Ÿฝ.

Photos from FEROX  SQUAD's post 01/05/2026

Raikitra foana io raha mbola misy ny fotoana anaovana azy ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

10/03/2026

Efa ho quadragรฉnaire afaka taona vitsy fa mbola mahavita 20 tractations mahery a ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ
Ary nareo ?

Bonne annรฉe na izany aza fa izay vao ato indray ๐Ÿ˜…

Misaotra ireo izay tonga t@ sortie ary misaotra anโ€™ i coach Landry nikarakara izany ๐Ÿ™๐Ÿฝ

Photos from FEROX  SQUAD's post 31/05/2025

Maha be kibo ve ny bex ?

Ho ahy aloha atreto d nรฉgatif ny valiny.
Fa izy kosa indray d maha be amany ร ๐Ÿบ
Tsy miteny aho akory hoe tsara ny alikaola !

Ataovy ny kotrana d bonne sรฉance ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

Photos from FEROX  SQUAD's post 15/05/2025

โ€œ ......., tu as le souci constant de ta forme physique.โ€
(Article 5 du code d'honneur du lรฉgionnaire)

Bonne sรฉance ๐Ÿค™๐Ÿฝ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

04/04/2025

Raha zava-mahadomelina ny kotrana d dizina foana ny bandy ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

INONA NO MAHATONGA NY BLACK PROT. HO TENA TSARA ?

# # Produits tsara kalitao satria ronona avy hatrany no anamboarana azy ka tsisy very ny singa rehetra ka 87 โ„… dia protรฉines avokoa fa tsy mitovy amin'ny protรฉines azo avy amin'ny fromages izay 20 ร  40 โ„… fotsiny ny protรฉines !

# # Ara-pahasalamana tanteraka satria tsy mandalo fermentation ka hoe atahorana hisy bactรฉries any anaty produits toy ny protรฉines vita avy amin'ny fromages.
Laboratoara manaraka ny ISO 22000 ( sรฉcuritรฉ alimentaire, traรงabilitรฉ des ingrรฉdients) no anamboarana azy.

/

Photos from FEROX  SQUAD's post 29/03/2025

๐Ÿ“ข VAOVAO MILAY BE ! ! !

TONGA ARY ILAY FOTOANA HO AN'IREO MANONTANY PRODUITS :

Nahazo PARTENAIRE matanjaka sy matihanina FEROX SQUAD, tsy iza izany fa ny FITNESS BOUTIQUE AVIGNON.
Ka noho izany, manomboka izao dia afaka manao commande-na complรฉments alimentaires ato aminay ianao :
na olon-tsotra, na athlรจtes, na salle de sport, eny fa na mieritreritra mbola hivarotra aza.

Gammes de produits 2 no arosonay ho anao amin'izao voalohany izao :

1// - BLACK PROTEIN (mass gainer, whey, bcaa, crรฉatine, pre workout)
Black Protein dia โ€œmarqueโ€ isany tsara indrindra eo amin'ny tsenan'ny โ€œcomplรฉments alimentairesโ€ any Europe, na ho anโ€™ny protรฉine, BCAA, na crรฉatine, satria azo antoka tanteraka ny kalitao ary tsy manam-paharoa, porofon'izany ny โ€œcertificationsโ€ toy ny crรฉatine Creapureยฎ, amin'le vrai hoy isika !

2// - X-NATIVE (mass gainer, whey, bcaa, vitamine, crรฉatine, omega 3)
Raha mitady rapport qualitรฉ/prix indray ianao dia mety aminao ny X-Native satria tsara kalitao no mirary kokoa ny vidiny. Any Pays-Bas no hamokarana azy, ary manome fahatokisana tanteraka amin'ny vokatra rehetra atolony.

Ahoana no atao raha hanao commande ?
โ€ขโ€ขโ€ขโ€ข>> SUR COMMANDE IHANY ALOHA KA OMENAY 2 ร  3 MOIS IANAO ANAOVANA COMMANDE SY HAHAFAHANAO MANANGONA VOLA RAHA LIANA.

โ€ขโ€ขโ€ขโ€ข>> AFAKA MANOME AVANCE ATSASANY IHANY KOA KA REHEFA TONGA NY PRODUITS MANOME NY AMBINY.

๐Ÿ‘‰๐Ÿพ Raha mitady qualitรฉ-na muscle tena tsara ianao dia produits tsara kalitao ampiasaina ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

Photos from FEROX  SQUAD's post 02/03/2025

HYROX ? :
Discipline mifanakaiky amin'ny crossfit.
Ny mahasamy hafa azy aminโ€™ny crossfit :
ny crossfit mila endurance, force ary explosivitรฉ fa ny hyrox kosa mila endurance sy force ihany koa fa mifangaro fitness fonctionnel, ka mila rรฉgulier anatin'ny atelier tsirairay fa raha tsy izany dia taraiky satria sport tena รฉnergivore be ๐Ÿ˜ฐ
Ateliers miisa 8 no atao ka mielanelana 1000 m isaky ny atelier, mila mihazakazaka ๐Ÿƒ๐Ÿฝ๐Ÿƒ๐Ÿฝ izany ianao mamonjy ny atelier manaraka mba ho tsara ny chrono โฑ๏ธ

Ireto ateliers :

1 - SkiErg
2 - Sled Push
3 - Sled Pull
4 - Burpee Broad Jump
5 - Rowing (rameur)
6 - Farmers carry
7 - Sandbag lunges
8 - Wall Balls

Alohan'ny anaovana azy tsara raha manao HYROX PFT : Physical Fitness Test (ao amin'ny sary)

Bonne sรฉance ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

26/02/2025

Manabe loha sy orona no azo atao refa nofenoin'zalah fangalana papayes ny salle ๐Ÿ˜…
Sady faly ah no malahelo รด.

Bonne sรฉance e ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

FEROX SQUAD ๐š‚๐™ฐ๐™ป๐™ป๐™ด ๐š๐šŽ ๐™ผ๐š„๐š‚๐™ฒ๐š„๐™ป๐™ฐ๐šƒ๐™ธ๐™พ๐™ฝ โ†’๐™ต๐™ด๐š๐™พ๐š‡โ†
๐™ฐ๐™ฝ๐šƒ๐š‚๐™ธ๐š๐™ฐ๐™ฑ๐™ด / ๐™ฐ๐š–๐š™๐š’๐š๐šŠ๐š—'๐š—๐šข ๐šƒ๐š‚๐š (๐šƒ๐š›๐šŠ๐š—๐šœ๐š™๐š˜๐š›๐š ๐š‚๐šŠ๐š๐š›๐š˜๐šž๐š๐š’๐š—๐šŽ ๐š๐š’๐šŒ๐š‘๐šŠ๐š๐šŽ)
๐™ป๐šŠ๐š•๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š–๐š’๐š‘๐šŠ๐šฃ๐š˜ ๐š—๐šข ๐š๐š›๐š’๐š‹๐šž๐š—๐šŠ๐š•, ๐šŠ๐š๐šœ๐š’๐š–๐š˜๐š—'๐š—๐šข ๐š™๐š•๐šŠ๐šš๐šž๐šŽ ๐™ต๐™น๐™บ๐™ผ

Photos from FEROX  SQUAD's post 19/02/2025

Fahavalon'ny fandrosoana amin'ny kotrana sy ny fndrosoana rehetra :
โ€œCONFORTโ€ sy โ€œCONFORMITร‰โ€

CONFORT : ny zavatra rehetra tsy miteraka stress ho an'ny vatana na ny saina.

CONFORMITร‰ : fanarahana izay ataon'ny olona na ny fiaraha-monina

Bonne sรฉance ๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

12/02/2025

Na d milay aza le maka papayes d hifampibaby kosa ve eny an-dalana satria Saint Valentin ny andro legรดnina ร  ๐Ÿ˜…

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Route Circulaire
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 05:00 - 19:30
Tuesday 05:00 - 19:30
Wednesday 05:00 - 19:30
Thursday 05:00 - 19:30
Friday 05:00 - 19:30
Saturday 05:00 - 19:30
Sunday 06:00 - 19:00