30/08/2026
Raha somary nisy fihatoana kely ny fifaninana " Championnat de la Ville D2 " teo dia efa miverina indray ny fifaninana, ka miditra amin'ny Andro faha-7 izao.
Tous les actualités du Football à Fianarantsoa
📷M-Nat Junior
📞0349313242
30/08/2026
Raha somary nisy fihatoana kely ny fifaninana " Championnat de la Ville D2 " teo dia efa miverina indray ny fifaninana, ka miditra amin'ny Andro faha-7 izao.
17/08/2026
💧
16/08/2026
Ajesai 💪
16/08/2026
Misandratra Football Club 💪
16/08/2026
🫡
Ndao atao ao amin'ny " Commentaire " ny fahitan'tsika ny fitsarana eto an-tanana👉 Go
[ Sary fanehoana ]
16/08/2026
🔸CHAMPIONNAT DE LA VILLE D2
Mitohy hatrany ny fifaninana, ary efa andro faha-6 izao💪
❌ Fa anisan'ny mampikaikaika an'ny mpijery na ny mpilalao ny tsy fahaiza-manao ataon'ny Mpitsara eto Fianarantsoa tato ho ato, Misy an'zany hoe Mpitsara Manopa zany avy ao, Tsy mahita tsara sy ny sisa tsy voatanisa ( Raha tsy mino dia ndao hijery bol dia mahita 😏 ), ka anisan'ny mampihena ny mpijery baolina izany .
{ Sary fanehoana : AJESAI # TAFARAY CITY }
05/08/2026
🔸 Fifaninana Nasionaly Sokajy Vehivavy
Tsara hatreto ny vokatra, Nibata fandresena ny ASCUF nanoloana ny ekipa COSFA ( 4 - 0 ) , ary toy izany koa ny JSA TSARAFIDY nandresy ny ekipa AMFC avy any Mahajanga ( 1 - 0 )
05/08/2026
🔸Division 2 NATIONALE
Nanomboka anio ny andro voalohan'ny fifaninana, ary nibata ny fandresena ny COSPN 5 Fianarantsoa 💪 Solotenan'ny Faritra raha nihaona tamin'ny BLACK STAR Amoron'ny Mania tamin'ny isa 5 noho ny 1 baolina 4 nampidirin'i Achille.
Ny lalao mo dia atao any Tsiroanomandidy.
Tohizo hatrany 💪 Araho hatrany ihany koa ny pejin'ny COSPN 5 hanarahantsika ny vaovao any.
03/08/2026
💪
📷 Denis Da Niella Randriamalala
03/08/2026
US Poste 💪
📷 Denis Da Niella Randriamalala