15/08/2026
Fahareseena 💔😔 Mavesatra no vokatra androany
Na izany ary tsy Kivy fa mbola lava ny ady 🔥👊
Manarina ny atao 😎
Alefa fona 🔥👊
Football Club de l'Amitié
15/08/2026
Fahareseena 💔😔 Mavesatra no vokatra androany
Na izany ary tsy Kivy fa mbola lava ny ady 🔥👊
Manarina ny atao 😎
Alefa fona 🔥👊
11/08/2026
Mitohy fona ary tsy miemotra 👊
Journée 06 FC KORINTIANINA VS FBCA 🔥
SAMEDI 15 AOÛT 13H00 🔥
ALEFA FONA 🔥🔥👑
01/08/2026
Fandresena indray no atolotra 🔥
Fbca 2 # 0 AJESAI
Journée 5
Alefa fona
📸 Foot Fianara
28/07/2026
5eme journée 🔥 Samedi 01 Aout
Stade moderne AMPSAMBAZAHA fotona tsika ndray 👊
⏳ 11H 00
Alefa fona 🔥Foot Fianaranara
4 Journée zay vita tao anatin'ny Championnat de la ville 🔥
Bilan: 3 V- 1D
Plus gros écart 7-0 😎
Alefa fona 🔥
19/07/2026
Fandresena tsisy ady hevitra lava be 🔥
Mankasitra feno ny mpilalao
Clean sheet 👊🔥
Alefa🔥 👊
Crédit photo 📸 Foot Fianara
15/07/2026
Lahady indray fotona @09 ora maraina 🔥
Mila fandresena ary tsy maintsy 👊
🏟️STADE AMPSAMBAZAHA
⌚09H00
ALEFA🔥🔥🔥🔥
📸Foot Fianara
10/07/2026
Malgrés des moments de flottement et manque de concentration 😌, on est sortie victorieux 🔥
Mbola maro zavtra mila jerena, sy atsaraina
3points aloha no zava-dehibe 👊
ALEFA 🔥🔥🔥🔥
06/07/2026
Pas le temps de douter, fotoana tsika manaraka 👊
Journée 3 Vendredi 10 Juillet
11h00 ⏳
Stade AMPSAMBAZAHA 🏟️
📸 Foot Fianara
Alefa 🔥🔥🔥🔥🔥