16/05/2026
Tsy ny fandresena ihany no zava-dehibe fa ny lesona azo 💪⚽
Resy 2-0 t@ match amical izahay androany.
Mbola mianatra, mbola manitsy, mbola miomana ho amin’ny tsara kokoa 🔥
Tsaraofana FC 🆚 Voromahery FC
Na resy aza, tsy kivy fa vao mainka miady
14/05/2026
MATCH PRÉPARATION D2 Section foot ball fianarantsoa ⚽
📅 | Samedi 16 Mai 2026
🆚 | VOROMAHERY FC
🏟️ | Stade ampasambazaha
⌚ | 13h
06/05/2026
“Ekipa iray, tanjona iray ⚽🏆 Na dia misy vazivazy sy adaladala eny an-kianja aza 😆 dia tsy tokony hadino fa ny discipline sy ny fifantohana no mampitombo ny fahaiza-milalao. Miezaha hatrany fa tsy misy fahombiazana tonga mora!”
Foot Fianara 📷
06/05/2026
Lasa nisotro ronono ny iray amin’y ireo mpanohana anay hatramin’izay ao amin’ny AUTO TRACTOR
Na dia tao amin’ny sehatra ny fiarakodia aza izy dia tsy mba nisalasala nanampy ireo kilonga.
Mankasitraka tamin’ny be vitany dia mirary soa ho azy 🙏
05/05/2026
“Préparation D2 😅
Mbola vao échauffement dia efa reraka
Maître Feno: ‘mbola vao manomboka io an!’
26/04/2026
MATCH PREPARATION LIGUE 2
🆚 FAN BARÇA 301
🗓 LUNDI 27 AVRIL 2026
⏰À 14h
🏟Stade SEMIPI BERAVINA
20/04/2026
🎮MATCH AMICAL🔖
TSARAOFANA D2
🗓Talata 21 Avril 2026
🆚Miaro FC
🏟Stade ampasambazaha
🕖08h:00min
17/04/2026
RECRUTEMENT DES NOUVEAUX JOUEURS D2.
VEUILLEZ CONTACTER SUR MP
Nantenaina Fanilo et Crish'tiano Mayck'all Aveiro
15/04/2026
Sary mahafinaritra, fahatsiarovana tsy ho adino – misaotra Foot Fianara 🙏⚽”
12/04/2026
❌ Nijanona teo amin’ny 1/4 de finale ny dianay
🙏 Misaotra anareo rehetra nanohana hatramin’ny farany.