29/03/2026
Merci à La Team Fitness City pour la fête du Nouvel An!🎉❤️🤍🖤
Fitness City
Salle de sport (fitness-muslculation-cardio)
29/03/2026
Merci à La Team Fitness City pour la fête du Nouvel An!🎉❤️🤍🖤
20/01/2026
🔥 Mila vokatra ve ianao? 🔥
Efa tonga ato Fitness City ny Protein Paradise
👉 Manampy hery
👉 Manatsara fanarenana
👉 Mampitombo vokatra hita maso
Entrainnement + Nutrition = vokatra assuré 🔥
📍 Azo alaina mivantana aty @ salle
14/01/2026
Protein Paradise
✅️Grow foods
✅️Whey
Disponible ao amin'ny Fitness City Fianarantsoa
Mp pour plus d'infos
Afaka manantona koa raha mila fanazavana
Avec Fitiavana Mickael et Sam Kwan
04/01/2026
🎉 Miarahaba an-tsika rehetra nahatratra ny Taona vaovao 🎉
✅️ VATANA VAOVAO
Misokatra indray ny salle 💪
📅 Manomboka rahampitso
🔥 Fotoana hanatanterahana ny tanjonao
Tongava maro! 💥
Fitness City
17/11/2025
❗️Herinandro vaovao e! 🙌
✅️Andao atomboka amin’ny fikarakarana ny vatana sy ny fahasalamana.👌
Dingana kely isaky ny andro no ahitana fiovana lehibe🚀
💥Tsarovy fa ny fahasalamana dia lova ho an'ny tenantsika
✅️Tongava ary hiaraka hanorina herinandro feno fahavitrihana sy ezaka 💪🔥
Fitness City
12/11/2025
❗️Amin’ny faran’ny taona toy izao, ny tena valisoa dia ny mahita ny évolution nateraky ny ezaka❗️
✅️Sary 1: 86 Kg (après accouchement)
✅️Sary 2: 74 Kg
💯️Résultat nipoitra avy amin’ny fanoloran-tena sy ny fandehanana tsy tapaka à la salle.💪
Tsy misy magie, tsy misy raccourci fa travail, discipline ary motivation no fototra.🔑
🔥️Bravo be ho an'ity maman manjakely ity nahavita ity transformation mahafinaritra ity 👏🔥
Mitohy hatrany ny ezaka
Fitness City
03/11/2025
❗️ Salama daholo e❗️
🔥 2 volana sisa dia hifarana ny taona !
Fa ianao, efa akaiky ve ny objectif-nao ? 💪
Mbola afaka manova vatana ho an’ny Noely sy faran’ny taona 🎄
Miaraka amin’ny coach experienté sy voahofana, dia résultat no vokany 💥
👉 Jereo ao amin’ny commentaire ny transformation sasany 😍
Tsy miandry taona vaovao vao manomboka —fa atomboy dieny izao ato Fitness City
25/08/2025
❗️Miarahaba antsika rehetra ❗️
Izara motivation kely indray
➡️Ity Bandy ity dia nanaraka diète nutritionnelle sy entrainnement personnel.
➡️Jereo ny resultat nadritra ny 3 mois izay
✅️Sary 1: 84kg
✅️Sary 2: 75kg
Mbola manohy manatratra ny tanjony izy hatr@ izao.
Tongava ary fa vonona mandray anao fona 🤷♂️
Fitness City
27/06/2025
❗️Salama daholo e❗️
✅️Urgent be ito Misokotra indray salle rahampitso Sabotsy hoanareo izay nangataha rehetra.
➡️(6h à 20h)
Tongava ary fa efa vita izay ny fety😉
Fitness City
23/06/2025
❗️Miarahaba antsika rehetra indray amzao akatoky ny fety Asaramanitra izao❗️
➡️Misokotra ny salle Androany Alatsinainy,Talata,Alarobia 25juin tapany maraina (hatr@ 12ora atoandro)
➡️Mihidy kosaAlakamisy,Zoma,Sabotsy,
✅️Miverina misokatra ara-dalana indray manaomboka ny Alatsinainy 30 juin.
Tonga daholo ary alohany fety mba en Forme daholo sy tsara bika!😉
Fitness City