--- FITBOX ! ... ny hahasoa anao no tanjonay.
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
Gracia Diane
Fitbox
Nous sommes une salle de remise en forme équipée d'un espace de renforcements.
Ouvert de 6h00 à 20h00 du lundi au samedi
Tu y trouveras tous les équipements nécessaires pour des séances réussies!
20/05/2026
💧Mivonto? na mitahiry rano be loatra ve ny vatana?
Fotoana izao hanampiana ny vatanao hamerina ny équilibre naturel-ny miaraka amin’ny Watercut - Eric Favre🔥
Manampy:
✔️ Hampihena ny “rétention d’eau”
✔️ Hanadio sy handraina ny vatana
✔️ Hanampy hampihena ny fivontosana
✔️ Hanatsara ny silhouette sy ny définition corporelle.
✔️ Tena mety ho an’ny olona manao sport na régime
💦 Raha mahatsiaro mavesatra, mivonto na mitahiry rano be ny vatanao dia natao ho anao ny WATERCUT.
Triple action izy:
🔹 Drainage
🔹 Élimination
🔹 Affinage
Azonao jifaina ety amin'ny FITBOX
--- Tana Waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
--- Rehefa voalanjalanja ny sakafo, mandeha ho azy ny ambiny!!!
FITBOX, antoka ho an'ny fahombiazan'ny tanjonao! 💪🔥
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
Valisoa Raks
regardelemonde
18/05/2026
--- Atomboy anio… dia ianao indray no ho gaga amin’ny fiovanao rahampitso.
Ato amin’ny FITBOX, ny dingana voalohany no manova ny zava-drehetra. 💪
FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
--- Amin'ny fotoana tsy hampoizina matetika no mipoitra ny "MOTIVATION" dia mila araraotina.
'ndao hikotrana!!!
FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
--- Na prise de masse no ataonao na perte de poids, samy ilainao ireto!!!...
Zarao ity vidéo ity raha mahaliana anao dia tongava mikotrana ety amin'ny FITBOX.
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
Gracia Diane
13/05/2026
--- Misokatra amin'ny ora mahazatra FITBOX rahampitso.⏰
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
--- Fomba tsotra, azo tanterahina avy hatrany raha te hanàla tavy amin'ny vatana ianao!!!
FITBOX, vahaolana hanatsaràna ny toe-batanao.
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
11/05/2026
--- Découvrez la nouveauté signée Eric Favre : la Vitamine D3 Eric Favre.
✅Un indispensable au quotidien pour soutenir votre énergie, renforcer vos défenses naturelles et prendre soin de votre bien-être 💪
✅Simple à prendre, efficace au quotidien 🤍
📍Disponible dès maintenant chez FITBOX.
--- Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
valisoa.regardelemonde
--- Misy foana ny zavatra tsy hampoizina sy tsy eritreretina rehefa ety amin'ny salle de sport.
FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
07/05/2026
--- PERTE DE POIDS sa PERTE DE GRAISSE no tianao ho atao!?
Zavatra roa samihafa mihitsy ireo
🔥PERTE DE POIDS na FIHENAN-DANJA
Dia rehefa mihena ny isa hita eo amin’ny mizana.
Mety very amin’izany :
- Rano 💧
- Hozatra 💪
- Tavy 🥑
na ny fitambaran’ireo telo ireo.
Ohatra : raha mihinana kely loatra ianao na mandingana sakafo, dia mety hihena haingana ny lanjanao… nefa mety ho very hozatra sy hery ihany koa.
🔥PERTE DE GRAISSE na FIHENAN'NY TAVY
Dia rehefa mandoro ny tavy voatahiry ao amin’ny vatana ny vatanao.
Ny tanjona eto dia :
- mitahiry ny hozatra
- manatsara ny bika
- manatsara ny fahasalamana sy ny toe-batana.
➡️ Mety hihena tavy ianao nefa tsy dia hita loatra eo amin’ny mizana izany, satria mavesatra kokoa noho ny tavy ny hozatra.
📍 Inona ary no tanjona tsara indrindra ?
✅ Ny hampihena tavy fa tsy hampihena lanja fotsiny, satria:
- Mihamafy sy mirindra kokoa ny vatana.
- Mitahiry ny herinao ianao.
- Maharitra kokoa ny vokatra.
Raha te hahazo vokatra azo tsapain-tanana ianao dia tongava mikotrana ety amin'ny FITBOX fa ho raisinay an-tanana ny momba anao.
--- Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tana Waterfront
Alasora
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 20:00 |
| Tuesday | 06:00 - 20:00 |
| Wednesday | 06:00 - 20:00 |
| Thursday | 06:00 - 20:00 |
| Friday | 06:00 - 17:00 |
| Saturday | 06:00 - 17:00 |