JRFA

JRFA

Share

🔥⚽✨𝕵𝓮𝓾𝓷𝓮𝓼 𝕽𝓮𝓵è𝓿𝓮𝓼 𝕱𝓸𝓸𝓽𝓫𝓪𝓵𝓵𝓮𝓾𝓻𝓼 𝕬𝓷𝓭𝓻𝓪𝓶𝓪𝓼𝓲𝓷𝓪✨⚽🔥
🔥⚽⚽⚽⚽💙⚽💙⚽⚽⚽⚽🔥

01/06/2026

🥰🏆 Ny tanjona dia fandresena, ny lalana dia firaisankina🤝🏻

💪🏻

30/05/2026

🎂 JOYEUX ANNIVERSAIRE FABY🥳

💙Androany dia mankalaza ny tsingerintaona nahaterahany i Faby, ilay kapiteny feno fitiavana sy fahavitrihana ao amin'ny ekipan'ny JRFA ⚽️✨

💌Ny fianakaviamben'ny club manontolo dia mirary soa sy fahombiazana ho anao, na eo amin'ny fianarana, na eo amin'ny baolina kitra. Tohizo hatrany ny fanehoana ohatra tsara, Cap!
🙏🏻God bless you💪🔴⚪️💙

30/05/2026

✨FINAL LIGUE DE CHAMPION

💙PSG enao sa ARSENAL💗

❓ Iza no handresy? ⚽ Ary firy ny score vinavinainao?


24/05/2026

⚽Nanao ahoana ny match anlisany androany? ✨

23/05/2026

✨Ny football ony mazaka maniraka ee😂😅

Taiza ny toerana alavitra indrindra efa nandehananareo nanao baolina🙈😅??

JRFA: Andranomifankatia💗
🔥nahafinaritra ny dia fa somary ratsy ny lalana😁, fa tonganay fona ee😅


Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao💗

20/05/2026

Mbola lavitra ny lalana, fa efa vonona izahay ⚽🔥

Photos from JRFA's post 14/05/2026

🥰🥳 Nahafinaritra ny lalao androany, nifarana tamin’ny isa 2-2 ny fihaonana.

💗 Mankasitraka indrindra ny mpilalao rehetra tamin’ny ezaka sy ny toe-tsaina naseho nandritra ny lalao, ary misaotra ihany koa ireo mpanohana sy mpankafy tonga nanotrona anay ✨🙏🏻
🤝 Fisaorana manokana ho an’ny ZAMIA FC tamin’ny fiaraha-milalao sy ny fanomezana lalao tsara androany.

⚽🔥 Mbola hitohy hatrany ny ezaka, ary manantena ny fanohanana avy aminareo hatrany izahay.

14/05/2026

✨Future stars loading… ⭐⚽
Misy hoavy mamiratra miandry azy ireo ✨
💙🤍
Feno talenta, herim-po ary finiavana 💪🔥

Ny kintan’ny rahampitso dia manomboka mamirapiratra anio ⭐⚽

13/05/2026

💙MATCH AMICAL💙
Miova kely toy izao ny fandaharam-potoana antsika rapitso koa samia mifampilaza:

JRFA 🆚 ZAMIA FC
🏟Atanikatsaka itaosy
🕒12h

❣Fahatongavana 11h30❤

✨Zava-dehibe aminay ny fanotronanao🤝🏻🙏🏻

12/05/2026

📅 PROGRAMME DE LA SEMAINE

🔹 Mercredi 13/05/2026
Entraînement à 14h00 au Bypass ⚽

🔹 Jeudi 14/05/2026
Match amical : JRFA 🆚 ZAMIA
🕜 À 13h30
📍 Ambohimamory Itaosy

⚽ Rendez-vous au terrain 🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Andramasina
Antananarivo