Ô Sport

Ô Sport

Share

🔥Chaque jour plus forte qu’hier 💪
🔥Discipline + Détermination = résultats 💪
🔥Objectifs : dépasser ses limites 💪

03/03/2026

Ilazana isika fa tsy misokatra ny salle ny sabotsy 7 mars ho avy izao. Miverina misokatra toy ny mahazatra ihany ny alahady 8 mars
Bon kotrana daholo 👊

Photos from Ô Sport's post 18/02/2026

Ho anao izay maniry hikarakara vatana, manasa anao hitsidika ny salle ety andrazara 💪
Fitaovana complet tsara 🏋‍♂️
Séance 1000ar sans coach

Photos from Ô Sport's post 11/02/2026

Misokatra fona ny salle antsika ety andrazara na manorana ary ny andro fa tongava mokotrana 💪💪💪

Photos from Ô Sport's post 10/02/2026

Mba mafinaritra iany ne le mampijaly vatana e 🤣

26/12/2025

Misokatra ny salle androany fa tongava makamaka kely e 💪💪

18/12/2025

Efa misy ho entina faran'ny taona ihany ve le forme ao sa mbola tsitany tableau 🤣
Kotrana tsy ajanona na zany ary a 💪💪💪

Photos from Ô Sport's post 08/11/2025

Misokatra lahady amin'izay ny salle ety andrazara o 😁
7h-12h
Tarif tsy miova fa tongava maro 👊

04/09/2025
Photos from Ô Sport's post 03/09/2025

Salle de sport ety itaosy andrazara ooo 💪💪💪
Hanatsara vatana ve ianao sa te hanana vatana salama lalandava?
Tongava fa ato aminay no mety aminao 😎
-Matériel complet natao ho an'ny rehetra 💪
-Toerana malalaka tsara ✅️

Tsy ankanavaka fa izay vonona hikotrana dia raisina am-pitianava be 😉

NB: Efa visible ao amin'ny google map ny toerana misy ny salle

02/09/2025

Samy manana ny angezainy io fa mahaiza misafidy a 🤣 tongava aty aminay raha te hanana photo 1 😉💪💪💪

01/09/2025

Andao hikotrana fa aza varina 💪💪💪

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo