Mijery fesse maina sao mba avita otr’zao 🥱🙈✅
Lioscar Rollando
Coach Sportif et en nutrition ✅
Athlète
Bouti- Shape
Lios fit Gym Coach & Nutritionniste
Athlète
Fondateur Lios fit Gym
Tay be ilay manao decharge glucidique fa otran’ny hoe mitsingevana zany mandeha 🥱😤
05/06/2026
👉Tsy aleonareo ve mba mametraka tanjona matotra dia mba miezaka anaty 2 na 3 volana dia tratra ilay izy toy izay mandavantaona manena vatana foana , na ianareo aza ve tsy kivy hoe firy taona ve zay dia ny fanontaniana isakin’ny mihaona dia hoe mbola misy kely , firy kg izay no afaka ?
👉Raha tena matotra amin’ny zavatra atao ianao anaty volana vitsy dia afaka manova zavatra betsaka fa io tsy miankina amin’ny hafa , miankina aminao ihany ny fahombiazana !
Lioscar Rollando
Bouti-shape
04/06/2026
💥🫶❤️ SALLE LIOS FIT GYM AMBOHIDRATRIMO , ity hono ny Organisation anareo hoy ny mpitantana ao !
-Ny salle no miantoka ny fitanterana
-Ny salle no miantoka ny tee-shirt
👉Raha tsy manana moyen de transport zany ianao dia soraty tsara ny anarana hoe zah miaraka ny be sy ny maro mba hahafana manao ny fandaminana !
👉Mankasitraka feno amin’ny fitiavanareo , mandona fo ilay izy fa tsitako izay ambara moa zany fa dia samia tonga amin’ny tanjona kendreny avy ny adidy tokony ataoko aminareo ezahako araka izay vitako eny miandalana ❤️🫶Misaotra 🙏🏿
04/06/2026
👉BOOM 💥💥💥💥💥💥💥TANDREMO SAO TARA INDRAY ARY 👇🔥
-Triple Mass 2,8kg : 230 000Ar
-Creatine Monohydrate 60 serving : 130 000Ar
👉Frais de livraison fixe : 5000Ar
Tonga dia mandefa Mp pejy Bouti-shape izay liana na miantso Tel : 038 83 066 36
FELICITATION ANKOAY 🇲🇬🇲🇬💪🔥
Tratra aloha ny tanjona teto , misaotra ireo equipe niara nisalahy rehetra , felicitation manokana ho an’i Arnol nametraka fitokisana tamiko momba ny resaka preparateur physique nanomanana ity lalao ity !
👉Defi teto ny hoe lasa mavesatra be aho Coach satria 120 kg mila 100-105kg any aho raha vita , 1 volana nefa ny fotoana , zah anefa tsy hoe miena fotsiny fa mila sady matanjaka ihany koa 🙏🏿
👉Tratra ny tanjona 104-105kg mirary soa amin’ny tsaratsara kokoa hatrany champion , fier be i Coach kely 🙏🏿
👉Misaotra ny vady amanjanany koa teo foana nanohana azy , ary ny staff sy ny federation Basketball , ny mpiara milalao manontolo ,samy nanao ny ezaka rehetra , samy nahalala ny point faible ny dia manitsy izany , izay no atao hoe olona mandroso sy manatsara 💪💪💪
Ho amin’ny tsaratsara kokoa hatrany raha mbola misy azoko atao ho an’ity firenena mamintsika ity dia eo foana aho raha ilainareo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬ampitiavana 💪💪
FELICITATION ANKOAY nandavo andrarezina 🇲🇬😍🔥🔥
Coach Lioscar Rollando
03/06/2026
🔥 Efa somary mahazo taona izahay dia sarotra ny mahazo muscle nefa mbola mba manana tanjona sy izao vao manana fahafahana ikarakara vatana !
👉 Rehefa mitombo taona dia mihena ny taux Testosterone , io no antony voalohany mahatonga ilay perte de muscle , fixateur zany hoe raha nikotrana foana ilay olona dia miadana kokoa ny firodanana ara-nofo satria ny kotrana manampy amin’ny booster Testosterone !
👉Inona zany ny vahaolana , ampio ireo hery mpanentana sy mpamokatra ao amin’ny vatana , omena sakafo ampy sy feno izy hahafahany mitady sy mamerina ilay taux testostérone ambony na antonony mba hahafahana mamorona na mitazona ilay muscle !
-Tsy maintsy mampiasa complement alimentaire raha io ilay , complement alimentaire manampy ny amin’ny vatana amokatra fa tsy hoe mikitika direct ny hormone toy ny Zinc ,magnesium , vitamine , Zma , Booster testosterone toy ilay etsy ambany izay fitambarana magnesium sy zinc ary vitamine….
-Ireo zavatra ireo dia ny tanjaka sy torimaso no atsarainy dia iny zavatra iny no manampy ny vatana hanatsara ny condition fa tsy hoe direct any amin’ny hormone !
👉 Nosafidiana manokana ilay Testo Fuel mba ho zakan’ny rehetra ny vidiny : 100 000Ar ,maharitra 1 volana (30 serving)
👉Ilay AAKG manampy resaka force sy Pump ( congestion musculaire ) ary dilatation veine raha mila izay ho anareo Athlètes ambany body fat !
Vidiny : 100 000Ar
Mandefasa mp direct page Bouti-shape izay mila na miantso Tel : 038 83 066 36
03/06/2026
👉Ireto ny Liste ireo Athlète izay mifandray amiko mandritra ny championnat de Madagascar sy Body Perfect ny 13 sy 14 juin ho avy izao , alefako mba hahafahanareo mahita sy manohana azy ireo !
- Body Perfect amateur /13 juin ariva
💥Zekia Ryan : Categorie Men’s physique
💥Fenitra Mirantsoa : Categorie Men’s physique
👉Samy mpikambana Lios Fit Gym izy ireo !
- Championnat de Madagascar -Mister Mada 14 juin / Maraina
💥Iry Ny Antso : Categorie Bodybuilding -75kg
👉Solotena Vakinankaratra (Antanifotsy )
💥Farantsa Rakotoarivelo : Categorie Men’s physique
👉Team BBA GYM Ambodimita
- Body Perfect Pro 14 Juin / Ariva
💥Ando Rab : Wellness ( Vakinankaratra )
💥Shaf Pierlin : Classic Physique ( BBA Gym )
💥Tonie Wai : Men’s Physique (BBA GYM )
💥KingArhjun : Bodybuilding (BBA Gym )
💥Lioscar Rollando : Bodybuilding (BBA Gym )
👉Firaisankina no hery , mankasitraka 🙏🏿🙏🏿mirary soa ho an’ny mpikatroka rehetra
Federation Malagasy de Bodybuilding
Bouti-shape
Tana Fitness Gym
Lioscar Rollando
Hafatra Part 2
Hafatra kely Part 1
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ambohidratrimo
Antananarivo