J-Force

J-Force

Share

🌞💥 Ensemble, nous formons la force de demain💪🏻💗

26/04/2026

Vonjivonjeo ny toerana fa kely sisa

26/04/2026

❌Vonjivonjeo ny toerana fa vitsy dia vitsy sisa❌

Tournoi mafy be vita indray andro..ho tanterahina ny lundi de pentecote 25 mai 2025 ho avy izao🥰

Droit: 310.000ar
⚡Coupe: 2.000.000 ar⚡
✅DEPART 1/4 de final✅

Sady milalao no mitsangatsanga 🙈

🦋Sendra mba ianareo indray no hibata ny amboara??😍😍

Fisoratana anarana: 0387057286



21/04/2026

LunDi de pentecote🥰🥳
Droit: 310.000ar
Coupe : 2.000.000ar
Depart quart de final😉 mbola misy toerana 3
Fisoratana anarana : Mp ou 0387057286

20/04/2026

🔥Tournoi mafy be vita indray andro🔥

Manasa anareo izahay mba andray anjara🙏🏻
Jeux a 9 izy ity ry zareo😘

Coupe : 2.000.000 ar
Depart quart de final🥰

Misorata anarana fa voafetra ny toerana...
Fisoratana anarana: Mp ou 0387057286
NB: Avannce 50%

30/03/2026

Tournoi 29 mars 2026
🥇Team Force🥇
Mafy zala, Indroa nandrobaka ny fandresena tato amin'ny tournoi 💖
🛑Efa miala any ny 3em Edition😉

Photos from J-Force's post 29/03/2026

Miarahaba ny
TEAM FORCE🥇 sy ny FC PREDATOR 🥈
🥳Izay nibata ny amboara androany🥳
❣Nifarana teo amin'ny tir au but ny lalao💗

Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra🙏🏻🙏🏻

Ankasitrahana manokana koa ny Tsarasalama Stadium nandray anay fa afa-po tanteraka tamin'ny fandrasaina💓

❌Aza miala alavitra fa ho avy tsy ho ela ny lalao manaraka❌😉👑

Zay ry zala fa Mirary soa de ho lasa alavitra amin'ny baolina kitra daholo😉⚽

26/03/2026

🌞✨ISOMA TOURNAMENT✨
Ireto ary ny fizarana ho an'ny tournoi ny alahady izao😉💗

Iza no hibata ny fandresena??
⚽Tongava manohana ny ekipanao ary

NB:
❌ contrôle 30 min avant match

Mirary fahombiazana ho an'ny rehetra🙏🏻

18/03/2026

♥TOURNOI MAFY 29 MARS🛑

🤗Vitsy dia vitsy sisa ny toerana zareo aa, koa aza miandry ela tsony, sao tara aa❌✨

✅Raha hisoratra anarana dia mandefasa hafatra miafina (MP) na miantso ny laharana: 0387057286




01/03/2026

⚽ISOMA TOURNAMENT🌟 tournoi mafy be vita indray andro 🏆

Vitsy dia vitsy sisa ny toerana, fa misorata anarana dieny izao🥰🏅

Foot a 7 sans pro ligue🤝🏻
✅Droit: 135.000ar
⚽Champion : 1.000.000ar
⚽Vice champion : 200.000ar

Toerana : Tsarasalama stadium bypass💙
🥳vita eliminatoire tode quart avy hatrany🥳
Tel: 0387057286

❌IANAO ANIE SISA NO ENDRASANA E❌


24/02/2026

🐑COUPE ONDRY🐑
Misorata anarana indray ara ho an'izay andray anjara amin'ny coupe ounji ee😁
30.000ar monja ny droit💗
Categorie U17😎
Voafetra ny toerana
Contact: 0387057286

17/02/2026

Droit: 135.000ar
Tsarasalama stadium alasora bypass

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Andramasina
Antananarivo