Ao amin’ny commentaires ny vidéo feno, manasa anao hijery azy hatramin’ny farany 😉
Karate-Do School Madagascar 🇲🇬
Karate-Do School Madagascar
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Karate-Do School Madagascar, Sport & recreation, karatedoschoolmadagascar@gmail. com, Antananarivo.
16/04/2026
Efa ela no nisy ny sekoly karaté-do eto Madagasikara 🇲🇬, ary miezaka hatrany izahay manatsara azy isan’andro sy isan’alina 💪🔥, mba hahafahan’ny ankizy 👶, ny tanora 🧑, ary ny olon-dehibe 👨🦳 misitraka ny tena soatoavina sy fahaiza-manao ao amin’ny karaté 🥋.
✨ Ny tanjonay dia ny hanampy anao hanana:
– Faharetana 🧠
– Hery sy fahasalamana 💥
– Fifehezantena sy fanajana 🙏
📌 Marihina fa samy manana ny fandaharam-piofanana mifanaraka amin’ny taonany avy ny tsirairay, ka na ankizy ianao, na tanora, na olon-dehibe — misy toerana ho anao eto! 💯
🎥 Amin’ny hariva dia hisy vidéo havoakanay: Karaté-do School taloha vs Karaté-do School ankehitriny 🔥🥋
21/03/2026
📢 KARATÉ DO SCHOOL AMBANJA & NOSY BE HELL VILLE.
Manasa anareo izahay hampiditra ny zanakareo ao amin’ny DOJO KDS Ambanja.
🗓 Asabotsy
⏰ 10h – 12h
📍 DOJO KDS AMBANJA ⛩️⛩️⛩️
📍 NOSY BE – HELL VILLE
ALAHADY 15 MARS 2026⛩️⛩️⛩️
⛩ DOJO KADS Nosy Be Hell Ville
🗓 Alahady :
• Espace La Banane : 8h – 10h
• Dojo Ambatoloka : 10h30 – 12h30
• Boxe Rouge Dojo : 14h – 16h30
📞 Contact :
034 79 112 55
032 62 138 53
🏢 Foibe KDS
Tongava maro hanandratra ny fanatanjahantena sy hampivelatra ny fahaizan’ny ankizy! 💪🥋
13/03/2026
“Izahay mpanabe dia manana andraikitra lehibe eo amin’ny fiaraha-monina, satria izahay no mandray anjara amin’ny famolavolana ny ankizy. Ny ankizy voaofana tsara ankehitriny no ho olom-pirenena vanona rahampitso. Noho izany dia ilaina ny fanoloran-tena, ny faharetana ary ny fitiavana amin’ny asa fanabeazana.”
Contact : 0326213853. Mbola mandray Ankizy.
09/03/2026
“Abonnez- vous ...pejy Facebook ireto mba hahafahantsika manaraka ny vaovao sy ny hetsika rehetra momba ny karaté-dô sy ny karaté Kyokushinryu.”
📢 KARATÉ DO SCHOOL AMBANJA & NOSY BE HELL VILLE SÉANCE GRATUITE.
Manasa anareo izahay hampiditra ny zanakareo ao amin’ny DOJO KDS Ambanja.
✨ Hisokatra ny séance gratuite ho an’ny ankizy rehetra mba hahafahan’izy ireo manandrana (période d’essai). ASABOTSY 14 MARS 2026
🗓 Asabotsy
⏰ 10h – 12h
📍 DOJO KDS AMBANJA ⛩️⛩️⛩️
➡️ Afaka tonga daholo ny ankizy eto Ambanja.
➡️ Hisy ihany koa ny fisoratana anarana.
📍 NOSY BE – HELL VILLE période d’essai). ALAHADY 15 MARS 2026⛩️⛩️⛩️
⛩ DOJO KADS Nosy Be Hell Ville
🗓 Alahady :
• Espace La Banane : 8h – 10h
• Dojo Ambatoloka : 10h30 – 12h30
• Boxe Rouge Dojo : 14h – 16h30
📞 Contact :
034 79 112 55
032 62 138 53
🏢 Foibe KDS
Tongava maro hanandratra ny fanatanjahantena sy hampivelatra ny fahaizan’ny ankizy! 💪🥋
09/03/2026
📢 KARATÉ DO SCHOOL AMBANJA & NOSY BE HELL VILLE SÉANCE GRATUITE.
Manasa anareo izahay hampiditra ny zanakareo ao amin’ny DOJO KDS Ambanja.
✨ Hisokatra ny séance gratuite ho an’ny ankizy rehetra mba hahafahan’izy ireo manandrana (période d’essai). ASABOTSY 14 MARS 2026
🗓 Asabotsy
⏰ 10h – 12h
📍 DOJO KDS AMBANJA ⛩️⛩️⛩️
➡️ Afaka tonga daholo ny ankizy eto Ambanja.
➡️ Hisy ihany koa ny fisoratana anarana.
📍 NOSY BE – HELL VILLE période d’essai). ALAHADY 15 MARS 2026⛩️⛩️⛩️
⛩ DOJO KADS Nosy Be Hell Ville
🗓 Alahady :
• Espace La Banane : 8h – 10h
• Dojo Ambatoloka : 10h30 – 12h30
• Boxe Rouge Dojo : 14h – 16h30
📞 Contact :
034 79 112 55
032 62 138 53
🏢 Foibe KDS
Tongava maro hanandratra ny fanatanjahantena sy hampivelatra ny fahaizan’ny ankizy! 💪🥋
07/03/2026
OSS – OSU – HAI
Mikasika ny resaka arbitre tamin’ilay championnat farany teo.
Nisy ny Championnat de Madagascar ho an’ny ankizy sy ny olon-dehibe, natao vao tsy ela.
Tsy mandray anjara izahay, satria tsy ao anatiny io ary nisy antony maro nahatonga izany fanapahan-kevitra izany.
Gaga tokoa aho rehefa nijery ny hafatra sy fitarainana maro avy amin’ireo mpanao karaté eto Madagasikara amin’izao fotoana izao.
Ny tena mahagaga ahy dia satria efa ela izahay no naneho sy nilaza fa misy olana amin’ny fitantanan’ity Fédération ity.
N'y FÉDÉRATIONA IO Tsy mahafehy ny tontolon’ny karaté sy ny lafiny teknika mifandraika amin’izany .
Misy ihany koa ny fitaka sy fampanantenana toy ny hoe “PRÉSÉLECTION ÉQUIPE NATIONALE”, ka misy club sasany vao misondrotra no manaiky sy manaraka izany 50 000 AR Isakin' regroupement aloany Ankizy 1.
Tafiditra politique karaté FKM ITY!
Ankehitriny vao maro aminareo no taitra sy mitaraina.
Saingy efa ela izahay no nahatsikaritra sy nilaza izany.
Tsy adala akory ireo sensei sy technicien maro eto Madagasikara izay nisafidy ny nihataka.
Ho anareo izay maneho hevitra amin’ny réseaux sociaux, aza misalasala miteny amin’ny anaranao sy amin’ny fahamarinana, fa tsy miafina ao ambadiky ny compte fake.
Tokony hijery sy handinika isika rehetra mpanao karatéka, satria efa potika ny karaté malalantsika.
Ankehitriny dia hita fa efa tsy mahomby intsony ny fitantanana, ary maro amin’ireo club miisa 150 eto Madagasikara no tezitra sy kivy amin’ny zava-misy.
Ligue 8 sisa no mbola manaraka ity fitantanana ity, izay heverin’ny maro fa tsy mahomby ary tsy ampy fahalalana lalina momba ny taranja.
Tsy KDS MADA irery no miteny izany, fa ireo club maro manerana an’i Madagasikara mihitsy no mitaraina sy maneho ny tsy fahafaliany.
Averiko eto indray: ho avy ny fifidianana ao amin’ny Fédération.
Koa miomana isika rehetra, satria tsy avelantsika ho potika intsony ity taranja ity.
Mitodika manokana aminareo PDT Ligue aho: Ianareo no anisan’ny fototra iankinan’ny hoavin’n kARATE . ARAHO FANEHONKEVITRA FA MARO2 MITARAINA....
06/03/2026
KARATÉ-DO SCHOOL AMBANJA - NOSY BE HELL VILLE ⛩️
FANASANA FIVORIANA
Ampandrenesina ny ray aman-dreny sy mpiantoka KARATE rehetra fa hisy fivoriana momba ny ho avin’ny zanatsika ao amin’ny KARATÉ-DO SCHOOL AMBANJA araka ny daty manaraka:
📅 07 Martsa 2026
📍 DOJO KDS AMBANJA
⏰ Amin’ny ora fanazaran-tena Karaté
📅 08 Martsa 2026
📍 NOSY BE HELL-VILLE
⏰ Amin’ny ora fanazaran-tena Karaté
Aorian’io fivoriana io dia hisokatra ny fandraisana mpianatra vaovao.
Marihina fa ny solontena tompon’andraikitra avy amin’ny foibe no ho tonga hitafa sy handray anareo.
📞 Contact :
034 79 112 55
032 62 138 53 FOIBE
Jaolaza Aurélien
05/03/2026
📢 FILAZANA
Ho an’ny mpikatroka sy ray aman-dreny ao amin’ny KDS MADA
Ary ho an’ny mpikambana ONG FTMM ihany koa
🗓 Manomboka anio 3 Martsa 2026
Ampahafantarina ianareo fa ny fandoavana sara rehetra (écolage, droit d’inscription, kimono, sns) dia atao amin’ny:
✔️ Virement bancaire ...
✔️ Mobile Money (MVola na Orange Money)
⚠️ TSY MISY INTSONY ny fandoavana vola mivantana amin’ny secrétaire na olona hafa eny amin’ny dojo.
➡️ Any amin’ny FOIBE ANTANIMENA @ SECRÉTAIRE ANTANANARIVO AVIKOA IHANY no andoavana ny vola rehetra.
📍 Ireto dojo voakasik’ity fandaminana ity:
Mahajanga
Toamasina
Nosy Be Hell-Ville
Ambanja
Ambatolampy
Antananarivo
⚠️ Marihina fa izay tsy manaraka izao lamina napetraka izao dia midika ho fanalana avy hatrany ny mpikambana.
Ho an’ny mpikambana ONG FTMM ihany koa dia atao mivantana any amin’ny Foibe Avikoa ny resaka vola rehetra.
⚠️ Tsy tompon’andraikitra izahay raha mbola misy mandika na tsy manaraka izao lamina izao.
📩 Manomboka izao, ny ray aman-dreny rehetra dia afaka mandefa:
tatitra
fanontaniana , Na izay manitikitika Sainao.
fangatahana fanazavana, Raha mihotra n'y 10 Andro n'y zavatra natao commande t@ foibe
mivantana amin’i Sensei Jaolaza Aurélien raha misy tsy mazava na olana mitranga.
❗ Marihina fa manomboka anio, raha tsy misy fifandraisana mivantana amin’ny Foibe, dia tsy mandray andraikitra ny Foibe. Izany hoe tsy maintsy mametraka numéro (Contact) ato foibe. Rehefa Ray aman-dreny na Mpikambana fa Hisy fiantsoany FOIBE Matetika mba hialana , fanararaotana na mety tsy fanajana n'y andraikitra izay sahny TOMPONANDRAIKITRA isampritra .
🙏 Misaotra antsika rehetra amin’ny fiaraha-miasa sy fanajana ny lamina ho fampandrosoana ny fikambanana.
02/03/2026
Fijoroana (Dachi) t.....
Tongotra tsy mifanalavitra tsara
Lamosina miondrika loatra
👉 Raha tsy tsara ny fototra dia tsy mahery ny teknika.....
Sary hitako tany de zarako ....fa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Karatedoschoolmadagascar@gmail. Com
Antananarivo