Basic F'ITaosy

Basic F'ITaosy

Share

🏋️‍♂️ Transformez votre corps, transformez votre vie ! Une salle de remise en forme
Ouvert de 6h00 à 19h00 du lundi au samedi

Photos from Basic F'ITaosy's post 29/05/2026

Aza tara fa hitsinjaka sy hanalazy be indray isika rapitso !! 🔥💪

Tsy avelatsika hangatsika zany io andro io 😁

✅Zumba fitness, cours Africanz
Samedi à 8h
Séance : 5000ar

Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrêt piscine
☎️0385228634

Photos from Basic F'ITaosy's post 26/05/2026

Andao hiverina hikotrana fa lavalava iny week end iny ah! 🥱
🚨 Tongava ihany koa misitraka ny promotion fa mbola mitohy hatramin'ny 30 Mai 🚨
Vonona hanampy anao fona izahay ,hiaraka hikarakara vatana isika hanatratra ilay tanjona 💪

🔥 Misokatra fona ny salle anio 26 sy rapitso 27 Mai jusqu'à samedi

✅ Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrêt
Misy parking malalaka tsara 🚙 🛵
☎️0385228634

23/05/2026

🎊À l’occasion de la fête de Pentecôte, nous informons notre chère clientèle que la salle Basic F’ITaosy sera exceptionnellement fermée le Lundi de Pentecôte.

🚨Reprise des activités dès le Mardi 26 , avec les horaires habituels 💪

✨Toute l’équipe de Basic F’ITaosy vous souhaite une très belle fête de Pentecôte, remplie de joie, de paix et de bons moments en famille 🤍

🫶 Profitez bien de la fête, et on se retrouve très vite à la salle pour reprendre les entraînements avec énergie et motivation 🔥💪
Petit rappel même pendant les jours de fête : 😜 profitez des bons moments, mais pensez aussi à garder une alimentation équilibrée pour rester en forme et continuer à avancer vers vos objectifs fitness 🥗🏋️‍♀️

📍 Lieu : Itaosy Avarabohitra
📱 Contact : 0385228634
🅿️ Parking sécurisé

22/05/2026

Tongava hiaraka handihy sy hanal'azy be indray rapitso oh😁🔥



🚨 Rapitso ihany no à 8h 30 fa misy programme kely ny coach antsika dia tsy tratra ny à 8h 🚨

Ataotsika mafana be fona io na somary efa mangatsika aza ny andro ah 😜

✅ Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrêt piscine
☎️0385228634

15/05/2026

Andao hanetsika vatana !!!

Atambatritsika ao daoly ny kotrana sy ny fahafinaretana rehetra iny 😁
Tongava manao Zumba Fitness, cours Africanz rapitso à 8h 💪🔥

✅ Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrêt piscine
Misy parking malalaka tsara 🚙 🛵
☎️0385228634

13/05/2026

Eh!!! Tsy maintsy mikotrana fona oa fa tongava maraina ah !! 😁💪🤩

Photos from Basic F'ITaosy's post 11/05/2026

Semaine vaovao, énergie vaovao !!! ✨💪

Tongava mikotrana fa ilay tanjona mbola mila tratrarina oe mba hanana vatana tsara sy salama, fotoana izao !! 👈👏

🚨Ny Promotion abonnement mitohy fona fa aza adino ah 🚨

✅ Itaosy Avarabohitra akaikin'ny arrêt piscine
📞0385228634

09/05/2026
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

IItaosy Avarabohitra
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 16:00