Vohitriniaina

Vohitriniaina

Share

Centre de loisirs à Vontovorona.

10/01/2026

Misokatra toy ny mahazatra izahay manomboka amin'ny 09 Ora maraina ka hatramin'ny 05 Ora Hariva.
Tsy miova hatrany ny Vidim-pidirana :
5 000Ar/8 000Ar
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina na antsoy ny laharana
📞034 21 975 31

25/10/2025

Efa mafana ny andro eh! 😃☀️

Tsy lavitra an'i Antananarivo anefa ambany vohitra kely no misy an'i Vohitriniaina Vontovorona.
Toerana milamina sy mahafinaritra izay manambatra ny natiora🌳🌹, ny Rano🚣🏼 ary ny fialam-boly🏊🏼🏀.
Mety amin'ny fianakaviana, namana, na fialan-tsasatra tsotra👌🏼

📞 034 21 975 31 / 033 33 673 43

Photos from Vohitriniaina Ampefy's post 22/07/2025

Vohitriniaina Ampefy 🏝🏞

11/04/2025

Faly Miarahaba antsika rehetra 😃
Efa akaiky ny fety koa mampafantatra anareo izahay fa misokatra soamantsara ny Loisirs Vohitriniaina ny Alatsinainy ny P***a.
Manomboka amin'ny 07Ora maraina ny vavahady no misokatra amin'io fotoana io ary tsy miova ny vidim-pidirana, koa tongava maro ary 😉
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana etsy ambany.

Photos from Vohitriniaina's post 06/04/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Vohitriniaina Ampefy dia misokatra hatrany ary manana tolotra sy zava-baovao ho an'ireo izay mikasa ny hiala sasatra sy hiala voly any an-toerana koa tongava maro.

Informations et Réservation au : 034 66 454 69

Photos from Vohitriniaina's post 01/03/2025

Vohitriniaina dia toerana mendrika ho an'ny fialan-tsasatra miaraka amin'ny sakafo manan-tsiro sy tolotra feno fitiavana.
Jereo anie eeeee😉

Photos from Vohitriniaina's post 01/03/2025

Raha mitady toerana fialam-boly sy fitsangatsanganana miaraka amin'ny fianakaviana na ny namana ianao, dia manasa anao ho tonga aty Vohitriniaina ☺️.
Mbola misokatra sy mandray mpanjifa hatrany izahay ny Alatsinainy ka hatramin'ny Alahady, manomboka amin'ny 09 Ora maraina.

25/12/2024

Mirary Krismasy feno fifaliana ho antsika rehetra🎅🎄

Ho antsika izay te hialavoly sy hitsangatsangana dia misokatra foana izahay eto Vohitriniaina Vontovorona / Ampefy manomboka amin’ny 09 Ora maraina hatramin’ny 05 Ora hariva.


034 21 975 31

Photos from Vohitriniaina's post 01/04/2024

Ouverture Vohitriniaina Ampefy (pâque 2024) ( ambatomboro , à gauche de l'îlot de la Vierge) .
Belle vue sur le grand lac d'ampefy 🤩
Endroit calme et sereine 🤩
Chambre ,service de restauration sur place 😊, loisirs (piscine , kayak, balançoire, trampoline,....)
Vener nombreux 🙂🙂

28/03/2024

📣 VOHITRINIAINA AMPEFY AU BORD DU LAC ITASY

Ho antsika izay te hivoaka kely an'Antananarivo ihany koa dia efa misokatra ho antsika izao ny Vohitriniaina Ampefy au bord du Lac Itasy 🥰

Misokatra manomboka amin'ny Pâque sy Lundi de Pâques !

📌Misy ireo activités maro samihafa :

- Piscine
- Kayak
- Trampoline
- Balançoire
- Chalets
- Service de Restauration

Misy chambre ihany koa ho antsika izay hisafidy hijanona eny an- toerana🏡

Koa tongava maro ary e !

Tel : +261 34 66 454 69

28/03/2024

Faly miarahana antsika rehetra 🙂

Toy ny isan-taona dia misokatra ny Espace et Loisirs Vohitriniaina ny Alatsinainy ny P***a 01 Aprily 2024.

Hisy amin'io fotoana io ny animation DJ + ZUMBA PARTY

Koa manasa antsika rehetra ho tonga maro fa malalaka ny toerana !

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Près Du Lac Vontovorona
Antananarivo
102