ÉTAT FÉDÉRAL 🇲🇬
Raha tiantsika handroso i Madagasikara dia tsy maintsy io no làlana hirosoantsika. Décentralisation effective na Faritany mizaka tena. 65taona niaina tao anatiny État Unitaire, Centralisme, aona i Madagasikara mbola anatiny izay farany mahantra indrindra erantany, PIB/Hab mbola 2$>/jr.
Efa tsy tokony ijanona systems Centralisme ity ntsony isika rah te hivoatra.
Tsy mora ny hatafidirantsika ka tsy maintsy mitaky ny firaisankina hoantsika rehetra . Misy andian'olona manao manipulation satria hita isika tena te hiroso ka misy olombitsy amintsika côtier mahazo tombony manokana hoan'tenany manokana mitady fomba mba tsy hatongavantsika federalisme io. Voizindreo ny evitra fizarazarana satria tsy mahita Argument intsony izy ireo hanoerana atsika.
Firaisankina ntsika rehetra no hatongavana ,Providence rehetra miara mivoatra fa tsy miandry Fanapahankevitra avy any Tananarive fona isika, sahia mijoro fa tombontsoan'Malagasy tombotsoan' I Madagascar izy io.
Asio Partage ity video ity mba ho firaisankinantsika sy andresy lahatra hoan'izay mbola tsy tonga saina fa "Rafitra mamono ny Malagasy, mamono i Madagasikara io Centralisme io" ndao hifoha tsika e aza matory.
ZARA 512
Danseur, Boxeur, Mister
Fans Barcelone ❤️💙🇲🇬
15/04/2026
Niany anao lavo💔 , amaray miarigna ❤️
VISCA BARÇA ❤️💙
Natompatompan'onja antsika🌊🌊
Lalagna mandeha Maroantsetra 🛳️⛴️
Ty lay mazava tsara
Leoking Officiel-CRUSH - Rafanomezantsoa Juliana
Denise ❤️ 🙏 D-Lain Mankasitraka ee, manandranatra avo ny Firenena 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏 tsy aiko rah ambarako fa tegna tsara e❤️😘
09/09/2025
Monsieur le Préfet de Maroantsetra Louis Velombita Rabefenara.
30/08/2025
Lay atao niany entigna magnatsara lay ❤️✍️
Mangala sorisory avy magnano examen😇
Rootsman 👊🔥 Rafanomezantsoa Juliana🎥
08/07/2025
Basesa Betsimisaraka
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Université Andrainjato Fianarantsoa
Fianarantsoa
301