Gym Station

Gym Station

Share

Salle de sport πŸ‹πŸ»β€β™€οΈπŸ‹πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬

01/04/2026

Raikitra ato ny preparation paque sy lundi de paqueπŸ’ͺ🏻
Mirary Alarobia mafinaritra d bon kotrana daholy πŸ’ͺπŸ»πŸ™πŸ»
Tongava fona mikotrana

19/03/2026

samia ndray mandefa ny sariny eo 's
sary tato atsika πŸ‹πŸ»β€β™€οΈπŸ‹πŸ»
afaka mandefa mp fona izay liana sy ny toerana misy antsika
Mirary tontolo andro mahafinaritra d bon kotrana daholy πŸ’ͺπŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»

19/03/2026

πŸ’ͺ🏻πŸ’ͺ🏻πŸ’ͺ🏻

Ty mb misy porofo kely
Perte de poid l resaka πŸ’ͺ🏻
Afaka miditra mp fona izay liana ataoko

11/03/2026

Mirary Alarobia mafinaritra d bon kotrana πŸ’ͺπŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»

Photos from Gym Station's post 11/03/2026

Efa misy ny Flocons D'avoine 500g ato hoanizay ankizy mpikotrana atoπŸ’ͺ🏻 d ts sahirana intsony mitady alavitra , fa ato dia efa misy

22/02/2026

Misy manontany fona zay eto hoe aun coach ny azahoana anl fessier bombe πŸ‘πŸ”₯
D rehf miteny coach hoe manaraka sakafo enao
D nga ony tss anl proteine mampaforme rapide😜
Tss lty a,tss
Mirary alahady mafinaritraπŸ’ͺπŸ»πŸ™πŸ» d afaka miditra mp fona izay liana ataoko

19/02/2026

Mba efa niova kely ve za coach ozy l ankizy sad nalefany mp taty l sary
Mila tohizana fona ny ezaka kely vitanao omaly fa rehf mitambatambatra io tonga ihany ny farany πŸ’ͺ🏻

Afaka miditra mp fona izay liana ataoko

16/02/2026

vita zay ny St valentin
Mila miverina mikotrana πŸ‘‰πŸ»πŸ’ͺ🏻

08/02/2026

Mirary Alahady Mafinaritra πŸ’ͺπŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»

07/02/2026

Mampisy motivation kokoa ny manana namana aty anaty salle de sport rehefa mikotrana πŸ‹πŸ»β€β™€οΈπŸ’ͺπŸ»πŸ‹πŸ»β€β™€οΈ satria ny kotrana vita mo ny ambiance azo πŸ’ͺ🏻
Mirary week end mafinaritra πŸ’ͺπŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»

05/02/2026

Rehf mikotrana d aza miandry ny tsy afaka fonaπŸ‘†πŸ» fa namana tia-kotrana mitovy ihany hiarahana mikotrana πŸ’ͺ🏻
Jerevo angie fa efa fevrier sahay zao nefa l akamanao milaza hoavy fona iny eza ihany eπŸ™„

Ndao fona hikotrana fa rehf salama tsara enao d manaraka hoazy ny fakana forme πŸ’ͺ🏻

Afaka miditra mp fona izay liana ataoko

24/09/2025

Coach: 4serie daholy ny exercice ataotsika rehetra☝🏻
Enao sy l namanao: vao lasa coach ary vao 2serie ny vitaπŸ˜œπŸ™„

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


RΓ©giment Militaire NΒ°1
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00
Sunday 06:00 - 19:00