Ka & Je SPORT

Ka & Je SPORT

Share

Bonjour à tous,membres et futurs adhérents,1- Cette page vous permet d'échanger des informations conc

28/07/2026
Photos from Ka & Je SPORT's post 27/07/2026

❌❌ MIPETRAKA IANAO DE MIOTRA ❌❌

👉🏿Ho anareo izay tsy mbola nanandrana, andramo fa matsiro be izy ity :

🔥🔥FAUTEUIL DE MASSAGE ELECTRIQUE🔥🔥

✅ Afaka manotra ny vatanao manontolo

✅ Manala stress,

✅ Manala havizanana,

✅ Manala courbatures,

✅ Mampilamina ny torimaso

Tsy mila olona hanotra intsony ianao fa io appareil de mampilamina anao.

Tarif massage : 7.000Ar (15 minutes)

👉🏿👉🏿 Aza adino fa mbola misy fona koa
ny MUSCULATION 💪🏿💪🏿🏋🏿‍♀️🏋🏿‍♀️ FITNESS🧘🏿‍♀️🧘🏿‍♀️🤸🏿‍♀️🤸🏿‍♀️ ary CARDIO sy ny ZUMBA 💃🏿💃🏿🕺🏿🕺🏿

Abonnement : 50.000Ar
Étudiant(e) : 40.000Ar
Séance : 5000Ar

Tongava fa aty @ Ka&Je SPORT ANDOHARANOFOTSY no misy an'izany rehetra zany.

Photos from Eddy 'Hina's post 17/07/2026
Photos from Ka & Je SPORT's post 17/07/2026

❌❌❌ ZAVA-BAOVAO ZAVA-BAOVAO❌❌❌

Ho antsika rehetra aty Atsimondrano sy ny manodidina, eny na avy lavitra aza.

Ity ary ilay nandrasantsika

🔥🔥FAUTEUIL DE MASSAGE ELECTRIQUE🔥🔥

-Reraky ny rotoroto sy ny asa aman-draharaha ve ianao,
na koa oe rera-dreraka avy nanao sport,na te hanala stress fotsiny, na mila massage relaxant sy professionnel ny vatanao, natao ho anao ity fauteuil de massage ity, izay afaka manotra ny vatanao manontolo hatrany antampin-doha ka hatrany am-paladia.
✅✅ Tsy mila olona hanotra intsony ianao fa ity de afaka manome fahafaham-po anao, afaka manotra :
👉🏿👉🏿👉🏿ny hatoka,
👉🏿👉🏿👉🏿ny lamosina,
👉🏿👉🏿👉🏿ny sandry,
👉🏿👉🏿👉🏿ny fe ka hatrany am-paladia.

🌟🌟🌟Efa teknolojia avo lenta (5D),mamoaka hafanana malefaka izy, tsy vitan'ny oe manotra fotsiny fa manala courbatures,ny havizanana amin'ny vatanao manontolo,mampikoriana tsara ny rà ary mampilamina ny torimaso ho anao tsy mahita tory lava.

Koa tongava ary fa ato amin'ny 💥💥💥Ka&Je Sport ANDOHARANOFOTSY💥💥💥 no ahitanao an'izany, aza misalasala fa tongava de ho tsapanao ny hatsarany sy ny tombon-tsoa azo avy aminy.

👉🏿Tarif : 7000Ar (15mn)

Efa natao mirary fa ianao sisa no andrasana.

AZA HADINO FA NY FAHASALAMANA NO VOALOHAN-KARENA 🙏🏿🙏🏿🙏🏿

26/06/2026

Salama daolo,
Ka&Je Sport dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny fetin'ny Asaramanitra,mirary fety sambatra ho antsika e !

24/06/2026

COUCOU!! Tsy misokatra ny salle manomboka rampitso après midi, Lundi 29 juin,indray vao miverina misokatra. Mankasitraka tompoko

05/06/2026

ILAZANA ISIKA REHETRA MAZOTO MIKOTRANA FA MIKATONA NY SALLE RAPITSO ASABOTSY 06 JONA 2026
MANKASITRAKA TOMPOKO!!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


102 Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 05:30 - 20:30
Tuesday 05:30 - 20:30
Wednesday 05:30 - 20:30
Thursday 05:30 - 20:30
Friday 05:30 - 20:30
Saturday 05:30 - 20:30