Fit Pro Ankadindramamy

Fit Pro Ankadindramamy

Share

Fitness - Musculation - Cardio

01/01/2026

🎉 Tratry ny taona vaovao ho an’ny fianakaviana FitPro manontolo ! 🎉

Manomboka ny taona vaovao, misokatra ny pejy vaovao.
Fotoana mety tsara hametrahana tanjona vaovao, hanamafisana ny finiavana ary hikarakara ny vatana sy ny saina 💪

Misaotra indrindra anareo rehetra mpikambana noho ny fitokisana, ny hery ary ny hafanam-po entinareo isan’andro eto amin’ny salle.
Amin’ity taona vaovao ity, mbola hiaraka aminareo izahay hanentana, hanohana ary hanampy anareohanatratra ny tanjona.

🔥 Taona vaovao, tanjona vaovao, finiavana tsy miova !
Miandry anareo eto amin’ny salle izahay rahampitso 02 Janoary hanoratra indray ny fahombiazana vaovao miaraka.

23/12/2025

📢 FAMPANDRENESANA:
Ampahafantarina antsika rehetra fa hikatona ny salle noho ny fetin'ny faran’ny taona manomboka :
🗓 24 Desambra amin’ny 12 ora atoandro
⛔ ka hatramin’ny 01 Janoary
🔓 Hiverina hisokatra indray isika ny 02 Janoary, vonona tanteraka hanomboka ny taona vaovao miaraka aminareo 💪🔥

Mirary fety sambatra sy taona vaovao feno fahasalamana sy tanjaka ho antsika rehetra 🎉✨
👉 Tandremo ny vatanao, ary miomàna hiverina hiezaka indray!

01/12/2025

📅 Herinandro vitsy sisa dia hifarana ny taona… Tsy voatery miandry 2026 anie eh!

Ny 1 volana sisa dia ampy hanovana zavatra betsaka raha tena manapa-kevitra ianao 💪🔥

👉 Aza miandry 1 Janoary vao anapakevitra
👉 Aza atao hoe “raha vita ny fety vao hiverina”
✨ Ity volana ity no dingana farany. Ataovy feno hafanana. Ataovy feno fandrosoana.
Ampidiro ao anaty fandaharam-potoanao ny salle, satria ny tenanao ihany no handray ny vokatra.

28/11/2025

Miverina ny Zumba fitness mamay be 🔥
Ato amin'ny FitPro ❤️

14/11/2025

🔥 ZUMBA FITNESS CHEZ FITPRO🔥

Rendez-vous Samedi à 10h00 😍

10/11/2025

2 volana sisa... 🙅

AZAFADY...MBOLA MISY 2 VOLANA.

Tsisy hoe tara, manomboha ANDROANY 🔥

07/11/2025

Zumba tous les samedis à 10h00 🔥🔥

Aza tara isika 💪

03/11/2025

💪🔥

24/10/2025

Tongava daholo amin'izay oooh 💪💪🔥

Photos from Fit Pro Ankadindramamy's post 19/09/2025

Aza adino ny Pro antsika rahampitso!🔥

Zumba fitness chez FitPro Ankadindramamy manomboka amin'ny 10 ora maraina 🤩

15/09/2025

Photos from Fit Pro Ankadindramamy's post 13/09/2025

🔥 ZUMBA FITNESS MASAKA BE 🔥
Milay be daholo nareo, Samedi izao indray ny fotoana. 😍

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ankadidramamy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 20:00
Tuesday 05:00 - 20:00
Wednesday 05:00 - 20:00
Thursday 05:00 - 20:00
Friday 05:00 - 20:00
Saturday 05:00 - 20:00